Fampandrosoana hotran'ny ahoana no nandrasanareo tao Dago?
21. mandrindra
(
31/03/2005 14:04)
Hoy i Tanala :"Mba fantatrao moa fa noho ny tsy fisiany ny lalana mampitohy an'ny Diego sy Tana de antsasaky ny vidin'ny henakisoa ao Tana ny any Diego rehefa avy ny orana, tsy mihinana legume ny olona mandritra ny 4 bolana, ny manga lo fotsiny. Santionany fotsiny io fa ra ny tanala no anontaninao de amam-bolana maro izahay no mihinana akondro sy mangahazo fotsiny satria tsisy mividy ny vokatray lo vao tonga any Fianarantsoa ny vary lafo."
Dia nanotany aho inona no vokatry ny lalana ahafahana mamoaka vokatra ankehitriny dia novalinao hoe tsy mahazo teny gasy aho. Ie tena tsy mahazo teny gasy aho fa azavao hoe (amin'ny teny gasy mazava tsara an) mila ny fahazavanao ahoe. Hay tokoa moa tsy resaka lalana izany resahinao izany.
Raha ny hoe amin'ny fanenana ny fahantrana izany dia fomba fandrefesana napetraky ny avy aty ivelany io. Ny zavatra maika dia ny ahafahana misakafo ara dalana, mitafy ara dalana ary manana toeran kialofana. Rehefa manana an'ireo ianao dia tsy mbola afaka ao amin'ny fahantrana raha amin'ny fandrefasana azy lazain'ny BM, ny FMI, ny ONU. Dia hoy izy indray hoe aiza ny fahasalamana, ny fanabeazana, dia miakatra toy izay hatrany.
Ny tiako ho lazaina amin'izany dia tsotra ihany, aza manenjika tarehimarika be amin'izao fotsiny fa jereo izay ilaina.

22. Tanala
(
04/04/2005 19:00)
Mandrindra, ezahako valina ty fanontaninao ty nadia izaho ary no nanontany volohany, fa mba tokony ho valinao ihany koa ilay fomba fa samy mahalala daholo ny gasy hoe mila sakafo, fitafina ary trano, fa le fomba ahazoana ireo rehetra ireo no olana.
Ra tsy hiteny afatsy ireo fanamboarana ny tetezana tapaka anie aho d'efa zava-dehibe zay. Fa maro be ny lalana eo am-panamboarana @izao sika miteny zao ary tsy vitsy ny lalana madinika manerana an'i Mcar no efa vita.
Mba milaza ary fomba ianao tokony ho nampandroso nandritra ny 2 sy tapany. Ra nisy cyclone 2 matanjaka sy ireo banky foibe foana tany @ faritany ary vola sandoka nandritra ny fifidiana.

25. fijo
(
05/04/2005 20:09)
ny fandrosoana iray aloha efa vita ny ankabeazany.dia ny lalana izany;
ny fandrosoana goavana sisa andrasana dia ny ihinanan'ny olona sakafo mahavoky azy tsara.
ary farany dia izay mba ahafahan'ny olona miaina malalaka

26. marozevo
(
18/04/2005 10:28)
....... no nandrasanareo tao Dago...
Nefa miteny gasy tsara i Tanala. Zany hoe Gasy izany izy. Fa tsy mba vonona hiara-mampandroso. sady tsy monina any Gasikara koa moa fa angamba voky any ivelany, ka tsy mba mieritreritra hoe : "Inona no tokony hataoko handraisana anjara amin'ny fampandrosoana an'i Gasikara?". Hatrizay ka ho mandrakizay dia marina foana ny hoe : L'art est difficile, la critique est aisée.
Aleo izahay aty Gasikara sy ny Malagasy any ivelany miray hina aminay no hitady izay hampandrosoanay azy rehefa hitazam-potsiny ianao ry Tanala oh.

27. mandrindra
(
21/04/2005 15:50)
Tanala, rehefa nandalo ny cyclone dia tokonynanao kajy ny fanajakana hoe firy taona ny vokabary. Rehefa fantatra izany dia kajiana hoe firy ny any antsopitra ankehitriny dia ampitahaina amin'izay mety tokony ho lany eo amin'ny tsena malagasy izany rehetra izany dia hita hoe firy taona no tsy ampy. Rehefa fantatra ny tsy ampy dia hapetraka ny fandaminanan ny fotoana hanafarana azy. Fa tsy hoe rehefa tsy misy intsony izay vao mihazakazaka eran'izao tontolo izao mitady vary. Dia rehefa mitady ianao satria poritra dia ampiakarin'ny mpivarotra ny vidiny.
Dia ahoana sarotra be ve ny manao an'izany, toa novakiakao tamin'ny gazety fa betsaka ny efa nanao kajy ny vokabary tamin'ity taona ity fa hiakatra hono ny habetsahan'ny vokatra. tsy nahay nanao an'izany angaha taloha.
Dia ao indray ireo izay milaza hoe misy manafina ny vary. Dia raha marina izany dia omeo anarana, raha fantatry ny fanjakana izany inona no manakana azy tsy hanery izay manafina ny hamoaka ny vary, tombotsoan'ny daholobe anie no tadiavin'ny fanjakana raha ny fahalalako azy e.
Sarotra ve ny manao gestion de stocks ry Tanala a. Io fomba fiasa io ohatra dia efa vahaolana iray satria izany no nagatahanao tamiko.
Dia tena manaja be fa vita ny tetezana dia vita ny lalana, fa nitondra inona? Tsy miteny aho hoe ratsy izany fa misy fomba fitantanana hitako fa tsy mety. IReo lalana amboarina dia kajio hoe inona no harena (vokatra miteraka harena sy karama ho an'ny mpiasa ary mampidibola ao amin'ny kitapombolampajakana) entin'ireo aloha. Tsara ny mindrambola hanaovana lalana fa ho anareo izay mpitsinjo ny ho avy mba hevero hoe ahoana no hikojakojana azy. Efa nampianarinareo ve ny tanala hoe ho vita ny lalana aty aminareo ka tokony hampitombo vokatra ianareo, amin'ny fomba ahoana HMMM hay mo tsy tokony hanampy ny fanjakana fa tsy anjarany ny izany satria ny gasy kamo?
Dia omeko vahaolana hafa ianao e, mandehana ampianaro ireo mpanao taozavatra hahay manamboatra ny entana. Raha hainy ny mitantana izany asany izany dia mety mihena ohatra ny masokarenany izay mitarika fihenan'ny vidin'entana dia mety mahalafo betsaka kokoa izy dia mitombo ny tombombarotra azony dia rehefa mihamiroborobo dia mety afaka mampiditra mpiasa iray izy. Na ko ampianaro izay ahay mivarotra ny vokany dia mitovy ihany ny tombotsoa azo.
Dia io hevitra io no ampiarina any amin'ireo izay mpamokatra rehetra : na mpivarotra kely (épicerie) izany, na mpanao asa tananan na mpamboly na PME na PMI.
Eeee hay azafady fa nofiko izany fa sarotra be ny manatanteraka azy. Sady tsy anjara asan'ny fanjakana anie izany fa tokony handray andraikitra ny tsirairay e, tsy izany moa izy io?
Fa dia azafady raha nanafitohina e, hitako fa efa mihamandroso be i Madagasikara, ny lalana vita ny vidimpiainana ko mihamandraso niakatra 30% tao anatin'ny herintaona, fandrosoana tsisy ohatr'izany. Fa ny zavatra tsy mety aloha dia noho ny halatra nataon'ny teo aloha sy ny olana avy aty ivelany ihany e. Fa ny mpitondra an'i Madagasikara dia tena mahay fa tsy tompon'andraikitra amin'izao trangampiainana izao.