Te hiteraka

41. ari.malala ( 08/04/2005 14:50)
Za zao tsy manam-bady fa manan-janaka ko! 5 taona mandray 6 ans @ novembre izao ny zanako! tsy hitako izay problème! Ny vavan'ny olona herintaona ihany fa rehefa hitany hoe tsara karakara ilay zaza,ianao tsy misaringotra dia mangina izy.
42. pitchou ( 08/04/2005 19:10)
ari.malala> reraka angah ny vavan'ny olona sa maina d tsy nahaloa-peo intsony?
43. SOBIKA ( 09/04/2005 07:52)
hahah mampime ko i pitchou an!ka tsy izany fa ny fiainy tsy hitany fa ny an'ny hafa no mahamay azy ny hitsara de farany vizaka satria zany vitany ari.malala tsara ilay nikarakara ny azy koooo.
44. ari.malala ( 11/04/2005 14:53)
Pitchou> :-) Io voalazan'i Sobika io ny valiny!
45. pitchou ( 11/04/2005 19:46)
d tsy mba notohizany akory ve le fitsikerana hoe le zaza tokony ho natao sahala @itsy na iroa? tssssss! tsy intéressant koa zany manodidina anareo zany ry ari.malala an!
46. ari.malala ( 12/04/2005 14:04)
ka na hitsikera eo aza izy za tsy miraharaha fa ny fiainanay mianaka no ataoko izay hampandeha tsara azy. Izy no vizana eo satria "la caravanne passe et les chiens aboient". Na iza hitsikera na iza hiteny tsy miraharaha i ari.malala. :)

47. pitchou ( 12/04/2005 18:50)
ari.malala> raha mitsikera ange izy d porofo izany fa intéressant be le cas-nao e! sady somary tsiriritiny ihany! :D
48. dily ( 19/04/2005 12:40)
manaova dia aza miteraka e
49. anjaratia ( 20/04/2005 07:31)
komika be ko le resaka !
tsy misy tsara toy ny fitaizana miaraka (lahy sy vavy)au debut çà va encore we ndry rery no hitaiza azy fa rehefa tonga eo @ age de pubèrté @ zay lay zaza vao t...b!
50. majakely ( 20/04/2005 12:24)
Aleo hono koa irery toy izay mal accompagné eh!!Asa aloha; fa misy koa manambady nefa mijaly be! raha jerena ny zava-mitranga toa izany dia aleo irery !
51. betty ( 20/04/2005 13:48)
manamafy ny hevitry majakely, fa izany tsy manakana ny fifaneraserann le zaza @ rainy akory
52. ari.malala ( 25/04/2005 13:23)
pitchou:

ari.malala> raha mitsikera ange izy d porofo izany fa intéressant be le cas-nao e! sady somary tsiriritiny ihany! :D



Zany angaha no fanaonareo r'i pitchou? mitsikera fiainan'olona? Mampandroso angaha aky zany?
53. pitchou ( 27/04/2005 19:37)
ari malala> izaho manokana tsy mandany andro miresaka zavatra tsy hitako izay intérêt-ny! ary mba maka lesona manatsara ny ahy @ ze hitako fa tsara manodidina ahy aho! noho izany misy didin'akanjon'olona tsikeraiko satria hitako ny lafiny mahatsara ilay izy! misy fiaina'olona tsikeraiko satria hitako fa tsara(ohatra iray matetika tsikeraiko le mifoha maraina manao la marche! kinga be aho manao komantera an'io fomba fanaon'ny sasany io satria fantatro hoe ara-pahasalamana ka entiko hamohazako tena @ maraina rehefa kamokamo aho) D inona no tsy hampandroso ahy @zany? fa raha zavatra tsy misy dikany amiko ery tsy andaniako andro mihitsy!
D izaho koa tsy problema amiko ny hitsikeran'ny olona ny fiainako satria intéressant izany! mety izay fitsikerany izay aza no hahatonga saina ahy hoe tsara kay fa izaho no tsy nahita!
ndry ve izany d tsy mijery ny manodidina an-dry mihitsy fa d miaina en vase clos? izay anefa no hitako hoe tsy d mampandroso!
54. fijo ( 04/05/2005 21:51)
io resakareo vehivavy io wa tssssssssssssssss
55. harichri ( 31/05/2005 05:56)
Ra mitady @ ilay rainy enao de aty misy mbola jeune ka resaho za ra tianao:-D. Mimeme za fa serieux an!
56. Delta ( 12/07/2005 03:58)
Samy manao izay mahafalifaly ny fony ô !
Samy manao izay mahafalifaly ny sainy; ny olo aby ô ô !
:lol:
:P
57. fijo ( 14/07/2005 22:42)
izay marina ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.108