Te hiteraka

21. fijo ( 25/03/2005 00:04)
pitchou shuuuuuuut wa.avelao izahay hiresaka e
22. Nananie ( 25/03/2005 10:38)
Amiko refa assuré daholo ny rehetra ary na dia tsy manambady aza tsy maninona mihintsy ny miteraka kou! Ny mampalahelo fotsiny anefa vy eo de ilay zaza tsy misy ray. sa dia holazaina azy hoe iza ny dadany. et si l'enfant vous en veut après?
23. haingo23 ( 25/03/2005 13:11)
izay no tena blem ry nananie. handainga ve nefa ny kopia tsy misy anarandray akory. raha hain'ilay reniny aloha ny manamboatra ny sainy dia tsy maninona. ohatra hoe maty rainao talohan'ny nahaterahako, sns...
24. annie ( 25/03/2005 18:56)
de reasa-behivavy marina tokoa ny eto :-D
25. pitchou ( 25/03/2005 18:58)
(fijo, fa maninona no tsy maintsy mibitsibitsika? sao misy maheno ve?)
26. haingo23 ( 30/03/2005 11:15)
Izaho aloha tsy mety atao rain-jaza fotsiny e!
27. corrads2000 ( 30/03/2005 18:30)
ataovy zay mahafalifaly ny sainao sy ny fonao e
28. pitchou ( 30/03/2005 18:31)
haingo> na soratana ao anaty kopia aza ny anaranao satria heverinao fa ianao no rainy ... tsy midika izany fa tena rainy ianao rehefa tsy ianao no rainy! na tsy soratana ao aza ny anaran'ny rainy, tsy problema indrindra raha ray handositra adidy! handoto lohan-jaza eo fotsiny @ fotoa
29. pitchou ( 30/03/2005 18:32)
... @fotoana hahary saina azy!
30. fijo ( 30/03/2005 21:10)
pitchou,avelao wa izahay hiresaka manokana.ndry ko.
dia amboary ny zaza ry namana fa tsy olana io
31. pitchou ( 31/03/2005 19:49)
fijo> (fa hiresaka @iza nefany elà e? zà ve efa mibitsibitsika d mbola bedy fôna)
32. fijo ( 01/04/2005 22:25)
pitchou ko be fanontaniana tssssss
33. sipagasy ( 02/04/2005 07:38)
fa i fijo & iza no hanao zaza mangina e!???? mmmhhhh
34. jhouhlambout ( 02/04/2005 08:16)
35. pitchou ( 02/04/2005 16:57)
fijo > ko ela ary tsy mety mamaly ny fanontaniana ko
36. xxx ( 03/04/2005 16:47)
mangataha @Tompo de azo enao akia a
37. poupounesana ( 03/04/2005 17:46)
fa nen'ny Tompo ange mety tsy maintsy manambady klou vo mahazo zazah eh!
38. SOBIKA ( 06/04/2005 07:54)
mumm danz be le resaka
nefa koa misy fahamarinana aihany le we vodisobika aza mety hanana tandrify! fa de mitombina ihany koa ny hoe andraso eo i paoly!!
ny anakiray de zao ny zaza raha tara ny fananana azy mety tsy hahazo intsony mintsy fa ny vady refa ho avy ny lera mety hahaita ihany na de efa menauppôzy aza!
misy aloha vehivavy tena sarotra vao mahita izay ho vadiny eh surtout we efa mandroso mahazohazo taona izay! matetika mantsy na de manja sy manana antompivelomana tsara azo laziana we stable eo @ fiainana aza refa ho voadona fôna voadona ihany eh! de lanjalanjao araka ny mampety ny fiainanao io e.ianao ihany no mahita ny tena fanampahakevitra farany. @ fomba ahoana moa no hoe hitadiavana vady maimaika eo juste hiterahana;manjary mitovy @ retratretra ihany avy eo hoe hisaraka manginy fotsiny le mbola hifanarakaraka @ le rainjanakao ! raha manana ny ampy ihany ianao manaofa bebe in vitro fa azo atao tsara zany! refa zakan\'ny sainao le izy de mazahoa akia ah!!!tsy mora ny situation misy anao fa de mahereza fôna eh!
39. domoiina ( 08/04/2005 08:00)
Nefa koa raha hanao bebe in vitro de ho tantinao ve hoe tsisy dadany ny zanakao, hampalahelo izy :cry:
40. mishou ( 08/04/2005 08:47)
fa xxx aloha mahita resaka ampihesonana foana ato @ serasera ato e, mandehandeha aho fa izy ihany no mametraka io karazana debat rehetra io
Ka raha mba tsy mahadiso dia mba lazao anay ny tianao atao @ izay, hiteraka tsy hanambady ianao sa tsia sa mampiresaka ianao fa tsy misy ifandraisana @ izany ny hevitrao?
Vehivavy ve aloha ianao sa lehilahy fa misy anao dol dol na resa-behivavy na resa-dehilahy e
sa robot fa tafiditra @ resaka hafa koa, sa bisexe sa ahoana marina e :-w :-w :-w :-w :-w :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5773