JPII

41. haingo23 ( 04/04/2005 13:19)
:lol:
42. dadabe ( 04/04/2005 15:12)
welie>marina koussa ny azy koa,papa tsy mbola nanambady fa manana kilonga maro no ho avy eo.
fa raha ny pronostique ko kklou de siora aho fa papa italiana ihany no mahazo an'io e.
hono hoa r'izareo papa faha-firy tokoa moa izao nohofidiana eo?fa 266 moa sa 267?tsy tsaroako intsony le.
43. Lejim ( 04/04/2005 16:24)
hoy i sonwin
Tsy izay feo miely any europe akory no atao hoe marina, ary tsy misy filazana mihitsy ao amin Baiboly hoe ny Papa katolika no atao bibidia (666 hono izany), rehefa mamaky baiboly ry xxx mba fantarina aloha ny contexte nahatonga ilay mpanoratra hanoratra an. Nisy censure sy fanenjehana goavana ny kristianina ange tamin fotoana nanoratana ny apokalipsy e, de ny hafatra sy ny fampianarana natao sarin-teny mba ts ho kopy ny romanina sy ny tariny. Fa raha ny fahitako azy zao an, rehefa natao ny faminaniana dia xxx=666, posons x=6 ce ki implik q xxx=666

Miaiky zah!
44. Mifenty ( 04/04/2005 19:50)
ary hono hoa eh

hevitra manitikitika ahy ity fa apetrako iany nohon'ny tsy fahalalako a.

misy le oe mikonfesy. le manantona an'i mopera de le oe "nanota aho mopera sns...."

fa satria misy ota iany koa tsy takatry ny saina fa oul iany mou ny tena


Fanontaniana

ny papa zany mba amin'iza no mikonfesy sa oe manana mopera manokana i konfesena izy?
45. fijo ( 04/04/2005 21:49)
hovao amin'izay ny papa e
46. haingo23 ( 05/04/2005 08:46)
Aleo indray mba miresaka Mama na ilay papa kely na ranenitoa e!
47. dadabe ( 05/04/2005 09:10)
fijo sy haingo>mbola misy kestion tsy voavaly io napetrak'i mifenty io ,ny papaJII hoa no lasa fa mbola hisy papa vao2 tonga eo donc mbola mandeh foana zany ny size hihih.
lejim>mba mamakia klou baiboly katolika e heheheheh
48. Mifenty ( 05/04/2005 13:20)
radada ah, ao am baiboly katolika anga no misy ny valin'io fanontaniako io?

toko sy andininy aiza azfd?

le resaka oe nanota aho mopera sns io a
49. sonwin ( 05/04/2005 16:38)
Baiboly katolika ???..ts ao io r'ise an.
Ho an'ny rehetra izay te handalina ny finoana katolika aza misalasala makany ampiangonana katolika.Hitako hoe betsaka ny liana mantsy. Izao marina ilay hoe ny avo ihany no tazana klé
50. fijo ( 07/04/2005 23:12)
amiko izy no mikofesy ko.amin'iza indray ary
51. fmr ( 08/04/2005 10:48)
raha misy ny olona tsotra dia misy ny superman, raha misy ny pape dia misy an'i fijo = super pape ? Mba hajao ny finoan'ny hafa na dia tsy mpino an'Andriamanitra aza ianao é !
52. Mifenty ( 08/04/2005 12:38)
>> fijo

d inn lty no tena mba konfeseny tam lah tao le.

le tena goavana tenenina fa tsy zavatra tsisy ilana azy ary a.
53. dadabe ( 08/04/2005 13:14)
fijo>mifenty>aza mivoaka ny vala a :wink:
mifenty>tsy haiko le valiny fa angamba io efa novalian'i sonwin io
sonwin>betsaka lesy ny ho lasa catho raha izao no mitohy a,tsy fidiny :D
54. dadabe ( 08/04/2005 13:25)
fijo>mifenty>aza mivoaka ny vala a :wink:
mifenty>tsy haiko le valiny fa angamba io efa novalian'i sonwin io
sonwin>betsaka lesy ny ho lasa catho raha izao no mitohy a,tsy fidiny :D
55. annie ( 08/04/2005 22:09)
Hery! hihihih
Ho antsika! raha vita batisa ve i rakoto sy rasoa oh ka mamono olona; mangalatra, mijangajanga izy ireo de ho lasa zanak'Aa?
sonwin! sahanao ve ny mirehareha fa ny katôlika no tena avo?Ny baiboly anefa de milaza fa tsy tsara ny fireharehana!
namana
56. dadabe ( 09/04/2005 04:40)
sonwin>io lety valio a
57. sonwin ( 09/04/2005 11:18)
annie> mirehareha ve za :?: diso indray ny namako annie eto klé..hoy aho hoe ny avo ihany no tazana, tsy mirehareha za fa milaza ny zava-misy.Miakara ianao toerana avo dia manaova zavatra dia hitan'ny olona daholo ny ataonao, dia samy manao ny interpretion ny olona, fa ianao ihany anefa no tena mahafantatra ny ataonao. Raha eny amin'ny toerana iva kosa no misy anao? misy mahita ve ny ataonao? tsia an..tsy misy fa ny ataonao ataonao sady tazanao ihany ny ataon'ilay eny amin'ny avo. Raha miteny avo aho izany eto an, tsy midika hoe ambony sy ambany io sa ivon-toerana hipetrahana eo amin'ny fiaraha-monina. azo??ohatra fanampiny..hitan'ny rehetra ny ataon'ny filoham-pirenena satria izy no eny e...fa misy mahita ve ny ataoko ..he he tsy misy..dia iny ny rehetra fa manao interpretatin ny aton'ilay filoha daholo ...dia izay.
ary i annie io nge zao tsy mahalala ny tena finoako akory e...tsy hino ianao raha hilazako he he fa ny antsika ny tsy mampitovy azy ianao faly mitsikera ny tsy mitovy aminao
58. dadabe ( 09/04/2005 14:40)
hhmm ho raikitra ireto raha izao no mitohy le (hisy gatooo ihany aoriana ao raha mitohy io ) :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2986