JPII

1. ainaheri ( 26/02/2005 11:26)
De aona ndray i JP II io zao?
novalian'i dadabe ny 09/04/2005 14:40
2. intelligenzia ( 26/02/2005 11:33)
3. hery ( 26/02/2005 12:50)
ainahery> maninona indray i JPII ?
4. xxx ( 27/02/2005 07:11)
Zay manaraka iny hono de 666 ,satri aizy milaza oe zanak'A/tra,efa malaza b aoivelany hono io zvt io
5. booboo ( 27/02/2005 09:11)
iza no niteny an'izany ? Fa inn no atao oe Zanak'A/tra @ xxx ? :^)
6. hery ( 27/02/2005 15:49)
xxx> hono :-) hono :-)

i xxx hono milaza hoe zanak'i Satana hono :-D

7. felampaiso ( 28/02/2005 09:57)
ny resaky ny mpanao gazety no manandrana milaza fa amin'izao sisa izao, ( hono ! ), dia toa hoe tsy sahy hifidy papa tanora sy papa tsy italiana intsony ny mpifidy satria lasa elabe ny fanjakan'ilay papa ,nefa ny toerana ifandimbiasana, ary tokony hifandimbiasana malakilaky fa tsy hoe ohatra t@ 1978 no lany teo dia mbola eo foana hatramin'izao , ity karazana fifidianana ity tsinona tsy mba misy mba misy hoe " 1e tour de vita " fa 1e toro de vite !
angano angano arira arira ,tsy izaho no mpandainga fa ny olobe mpanao gazety taloha ! :-D :-D 8)
8. Lejim ( 28/02/2005 13:15)
hoy ixxx:
efa malaza beaoivelany hono io zvt io

Fa ao ivelany aiza kay izy izany?
9. bichette ( 02/03/2005 08:33)
felapaiso > dia tokony olona antitra ve izany dia vetivety dia misy mandimby ka raha tena Atra no mametraka ny PAPE dia ahoana ? na antitra na tanora "on s'incline" sa ahoana ry reto a ;-) :-o
10. dadabe ( 02/03/2005 12:48)
toa mitady hidirana politika hatramin'ny fifidianana pape kle :D
11. xxx ( 03/03/2005 17:09)
misy gazety zay any ivelany le oe bete noir ,de milaza @zvt ho avy ,ka misy olona zany mana karena indrindra era tany ,ny antony mahatonga zay mantsy le olona any ivelany io (hono) misy zvt tsindromina @vatana hono mba hisolo lasa kara panondro ,ka maka vola any banky aza hono de efa fantatra ny ordinateur .Kanefa mbola tsy mitsangana io fa vao ataony fanjakana ,nefa zay olona misy an'io puce kely io de lasa oe 666 ,de avy eo le olona lasa manaraka le mana karena ,de lasa ataony olona oe zanak'A/tra ,de misy soratra eo @andriny.
De nandinika aho oe ,efa voalaza ao anaty baiboly daolo zany,satria misy teny zay manao oe ,"Aza mety hofitahiny nareo oe ,indro ary Kristy fa na dia olom-boafidiny aza de hofitahiny."na koa ,"aza makany an'efitra nareo"
12. xxx ( 03/03/2005 20:09)
Hazo avo alan-drivotra.Matoa JP II atao resaka etsy sy eroa dia izy zany no tena favy. Raha ohatra zao hoe ny lehiben'ny fiangonana hafa no misy mahazo azy, misy miresaka ve? ohatran mampitaha an'i George Bush sy ny President any Comores :-D :-D
13. xxx ( 04/03/2005 16:03)
booboo:

iza no niteny an'izany ? Fa inn no atao oe Zanak'A/tra @ xxx ? :^)

ka i papa ange milaza fa zanak'A/tra hono izy é,jereo @andriny
boo²
14. xxx ( 04/03/2005 16:05)
booboo:

iza no niteny an'izany ? Fa inn no atao oe Zanak'A/tra @ xxx ? :^)

ka i papa ange milaza fa zanak'A/tra hono izy é,jereo @andriny
boo²
15. xxx ( 04/03/2005 21:05)
Izay rehetra vita batisa dia zanak'Andriamanitra daholo. Tonga olombelona ny zanak'Andriamanitra (Jesosy io), mba hahatonga ny olombelon ho zanak'Andriamanitra..rehefa vita batisa amin anaran'i Ray sy Zanaka sy ny Fanahy masina ny olona iray dia tonga zanak'Andriamanitra. Ka i JP II dia anisan'ny olona efa vita batisa na koa hoe batemy.
16. booboo ( 04/03/2005 21:10)
zay !
17. pitchou ( 06/03/2005 19:25)
^:^
18. bichette ( 07/03/2005 07:47)
marina mihitsy fa zanak'Atra daholo izay rehetra nandray Azy...
19. hery ( 07/03/2005 10:34)
Ary tsy mila jerena amin'ny andrina akory izany na dia hoe ao amin'ny andrina aza no osorana na rarahana rano rehefa atao batisa :-)

Ary i xxx sao dia afaka manome sary gros plan an'i JPII mba hijerenay hoe inona marina no tena eo amin'ny handriny? Zah mantsy eto Roma fa tsy mbola nahita n'in n'in na dia efa nahita azy akaiky aza :-)
20. pitchou ( 07/03/2005 18:43)
hery> mitondrà lesss telescope rehefa ho any aminy d @zay tena gros gros plan no hitan'là! fa zà sure fa misy kentrona ny andriny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1268