JPII

21. routa ( 09/03/2005 14:15)
tsy vizana ve i pictchou miondrikondrika iry ary maninona ianao io?hihihihiihi!
22. pitchou ( 09/03/2005 18:15)
routa hihihihihihihi! manao abdo aho io fa otrany be lotra ny sakafo lany t@ weekend!
23. routa ( 13/03/2005 11:02)
pitchou a! ay ve e! iny ndray no tsy hitako de mazotoa ary ka! za tsy afaka fa sao tapabalahana eo ko !
24. xxx ( 13/03/2005 14:50)
hery:

Ary tsy mila jerena amin'ny andrina akory izany na dia hoe ao amin'ny andrina aza no osorana na rarahana rano rehefa atao batisa :-)

Ary i xxx sao dia afaka manome sary gros plan an'i JPII mba hijerenay hoe inona marina no tena eo amin'ny handriny? Zah mantsy eto Roma fa tsy mbola nahita n'in n'in na dia efa nahita azy akaiky aza :-)


le izy ange tsy oe eo @andriny ;fa eo @satroka misy any le izy ,sady matoa ange ny olona miankohoka @ny daolo ,lazainy olona fa masina izy ,nefa tsy misy masina zany eto ambony tany,ka zay mahatonga le oe zay manaraka azy de 666 ,fa isika tsy mahalala zany ;fa efa miely tany europe tao @gazety ,de manazava zvt misy ,ary voalaza ao anatiny baiboly daolo zany.
25. dadabe ( 13/03/2005 15:02)
inona daholo aza ity xxx xxx xxx ity ,mba misehoa moa e,fa le hevitra aloha tsara e :D de ampy e
26. sonwin ( 13/03/2005 15:08)
xxx...ny olona sahy mijoro amin heviny dia mampiseho avy hatrany hoe iza no miteny..bon ts grav iny fa zao..amin gazety hoe??ny gazety nge ranga ity sa ramatoa ity moa zany natao hitadiavam-bola e, ka azo foronina daholo izao rehetra izao mba hisarihana mpividy. Izahay indray aloha dia zaza tsara taiza e, refa mandalo ny Dadabenay zahay dia miondrika kely ho mariky ny fanajana sy fankatoavana azy, dia toy izay koa, ny miondrika dia mariky ny fanajana sy fankatoavana..(miankohoka..fomba fiondrika ihany izany ho an olona mafy valahana :lol: ).Raha misy olona manao arts martiaux dia miondrika izy miarahaba ny maitre ho mariky ny fankatoavana fa tsy midika izany fa i Maitre no hivavahana.666 amiko aloha io chiffre io de ts misy dikany e, tantara efa nilaozan toetrandro ny 666 satria nentina nanoarana olona iray tamin'ny andron'ny romanina. dia maninona izao io chiffre io? Tsy izay feo miely any europe akory no atao hoe marina, ary tsy misy filazana mihitsy ao amin Baiboly hoe ny Papa katolika no atao bibidia (666 hono izany), rehefa mamaky baiboly ry xxx mba fantarina aloha ny contexte nahatonga ilay mpanoratra hanoratra an. Nisy censure sy fanenjehana goavana ny kristianina ange tamin fotoana nanoratana ny apokalipsy e, de ny hafatra sy ny fampianarana natao sarin-teny mba ts ho kopy ny romanina sy ny tariny. Fa raha ny fahitako azy zao an, rehefa natao ny faminaniana dia xxx=666, posons x=6 ce ki implik q xxx=666 :-D :-D
27. dadabe ( 13/03/2005 15:29)
sonwin>=)) =)) =)) =)) =))
kanefa na izany aza aza diso mamazivazy be lotra fa mba diniho ihany a :D de ampy a
28. sonwin ( 13/03/2005 15:41)
entina ampitsikiana foana nge ny fiainana Dadabe de milay e, tsy ankasarotina. ilaina ihany ny mivazivazy indraindray dia mba milay ny atmosphère iresahana fa tsy misy mivonto orona :D :lol:
29. dadabe ( 13/03/2005 15:46)
raha mivonto asiana kavina hahahah :D
30. sonwin ( 13/03/2005 15:49)
:D sao mba tsy Dadabe intsony aza io miteny io :-D :-D Dadabe nga mankasitraka kavina amin'ny orona?
31. dadabe ( 13/03/2005 15:58)
tsia zah tsy mankasitraka fa ianao milaza hoe orna mivonto de mahatsiaro dessin anime aho de zay hahahahah=)) :D de ampy e
32. sonwin ( 14/03/2005 17:05)
ary Dadabe ve kay mbola mijery dessin animé foana e =)) =))
33. routa ( 14/03/2005 17:15)
eny hoa mbola mijery dessin animé nga dadabe ny ahy ny zanako no tia an ireny ko gaga ndray aho
34. dadabe ( 15/03/2005 14:05)
resaka tiana hatavy sady mba miala sasatra kely isika e,de tohizo amizay ary ny resaka e (l) :-D :D de ampy e
35. 1kd100 ( 04/04/2005 10:56)
felampaiso:

ny resaky ny mpanao gazety no manandrana milaza fa amin'izao sisa izao, ( hono ! ), dia toa hoe tsy sahy hifidy papa tanora sy papa tsy italiana intsony ny mpifidy satria lasa elabe ny fanjakan'ilay papa ,nefa ny toerana ifandimbiasana, ary tokony hifandimbiasana malakilaky fa tsy hoe ohatra t@ 1978 no lany teo dia mbola eo foana hatramin'izao , ity karazana fifidianana ity tsinona tsy mba misy mba misy hoe " 1e tour de vita " fa 1e toro de vite !
angano angano arira arira ,tsy izaho no mpandainga fa ny olobe mpanao gazety taloha ! :-D :-D 8)



Maty ny Papa JP II ary afaka 15 andro dia ho voafidy ny Pape vaovao dia hohitantsika eo raha marina io voalazan'i felampaiso sy ny gazety io : papa tena italiana tokoa ve ary firy taona ? !
36. haingo23 ( 04/04/2005 11:00)
:lol:
37. dadabe ( 04/04/2005 11:48)
de andao hiandry izany isika e hihihihih
aiza ary ra sonwin izay le?
38. welie ( 04/04/2005 12:03)
dadabe> manisy sira fona an! hihihi.....
39. haingo23 ( 04/04/2005 12:24)
Papa tsy manana Mama ary mbola tsy niteraka no ho avy eo. Minoa izany ianareo
40. welie ( 04/04/2005 12:53)
haingo23> Manisy sira kou an!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6232