maditra vs maditra

1. maditra ( 20/02/2005 04:11)
Zah misy fanontaniana momba an'ilay karajia. Raha mba nitsidika ny chat zah tamin'ny omaly, ka saika hampiasa ps-ko(maditra), dia lasa anonyme satria hono efa misy manana io ps io ao. Lasa eritreritra ihany aho ka mangataka anareo mpitantana hi-regle an'io raha possible.
Raha tsypossible dia izao no tiako tenenina amin'ireo mpi-chat: raha misy zava-doza na mamoa-fady tenenin'io namana io dia tiako ianareo hahafantatra fa tsy zah io fa olon-kafa. Noho izany aoka tsy hankahala ahy ianareo fa izy satria je suis pas responsable'ny zavatra teneniny. Mbola mametraka fiangaviana aminareo mpitantana an'ity takelaka ity ny tenako momba an'izany!
novalian'i welie ny 02/03/2005 20:40
2. intelligenzia ( 20/02/2005 04:45)
nareo no te hadiditra miditra ao amin'ny "takoritsika" (chat) ao. Tsy mba misy fanajana ny fiainanao manokana ao fa azon'ny rehetra jerena ny IP, ny ISP (raha fetsifetsy) :-D
3. maditra ( 20/02/2005 04:49)
Serieux anie zah izany intelligenzia ka tsy mila valiny mitapitapy. Ny hafetsen'la(intelligence) koa tsy ahoako!
4. intelligenzia ( 20/02/2005 04:52)
ka rehefa hitan'ny rehetra anie ny IP sy ISP an'elah de tsy olana intsony izany satria efa hita hoe tsy elah le nanao "zava-doza na mamoa-fady" tenenin'izay mpisandoka ao e!
5. maditra ( 20/02/2005 05:03)
Izay ahay mba valiny mahafa-po!
Fantako aloha izany fa misy olona tsy miconsidere an'izany akory fa dia rehefa maditra ny ps dia mieritreritra ry zareo fa zah ihany io.
Merci bcp!
6. Manon ( 20/02/2005 07:39)
maditra: tena marina ny anao , aleo mazava tsara fa tsy enao io ary mety tsara nou nilazainao an'io eto.Tena misy mitsy olll miditsa @ ps oll kafa ao @ tchat efa itakou io .zay mapatoga anah nanao reservation thémis identify ny ps-ko na de itakou aza fa efa nisy oll kou niditsa @ io ps-kou io tao de votery nasikou _ ny ps-kou ka natokou thémis io , de jainjay kou miditsa ao io oll io de lasa kambana hono zay tssssss.Enao kou zany maditra lotsa kou :D
7. mumu ( 20/02/2005 09:27)
maditra tokony ny enregister-nao io ps io! efa misy tompony io zao zany de mitadiava ps hafa!! ataovy hoe hendry ohatra io mantsy toa tsy mbola misy tompony! :D
8. maditra ( 20/02/2005 14:50)
Merci Manon sy mumu. Mitovy izany ny cas antika Manon.
Mumu> hahahaha, mbola hieritreritra tsara aloha zah izay vao hendry e! :)
9. cutie ( 20/02/2005 15:00)
iza tokoa mou ty maditra ty, za manko mahalala ps maditra anankiray miditra ao @ tsaty ao.:)
GS ny fahafantarako azy
:-D
10. maditra ( 20/02/2005 17:25)
Inona GS izany cutie?
11. cutie ( 20/02/2005 23:28)
matoa tsy hain'i maditra io de tsy i maditra zany le maditra haiko makao @ tsaty ao . :-D :-D
12. hery ( 21/02/2005 07:13)
Na mody tsy hainy koa :-)

maditra> tsy voatery hanamarin-tena eto ingahy fa fantatra ihany hoe iza no ao amin'ny chat. Sady ahoana moa no tonga dia hiheveran'ingahy hoe zavatra mamoafady no ataony ao? Mety zavatra mahafinaritra no lazainy ao :-)

Fa voaray ny hafatra e.
13. maditra ( 22/02/2005 18:41)
Satria je m'en fouts de ce qui est tsara ataony. Tsy matiko lolo fotsiny izy satria tonga dia ps efa manan-tompony no alainy ho azy. C'est pas tres honnete ca pour moi.
En +, tsy manamarin-tena aho fa miaro.
Merci hery mba namaly na dia toa bete ihany aza ny valiny azo!
14. ikaretsaka ( 22/02/2005 18:47)
hery> ka ny mafinaritra @ sasany ange lazain'i sasany fa mamely anazy e 8O :roll:
15. Ramaso ( 23/02/2005 06:00)
maditra:

C'est pas tres honnete ca pour moi.
En +, tsy manamarin-tena aho fa miaro.
Merci hery mba namaly na dia toa bete ihany aza ny valiny azo!


zany letsy ny revy ato an..
- misy ny tsy honnete na lazaina sy iangaviana aza
-misy ny manome valinteny bete
-misy ny vao miteny ny hitan la sy ny marina ela de lazaina fa manamarintena na manakorotana
soa fa hitan la le izy!
six
16. hery ( 23/02/2005 10:51)
maditra>

Tsy mifangaro ny ps eto amin'ny site serasera.org rehetra sy ny ao amin'ny chat. Ny ao amin'ny chat dia service alaina amin'ny réseau epiknet.org ka raha maditra enao ato dia mety tsy maditra any raha tsy enregistré.

Raha misy olona miditra any amin'ny yahooo ohatra ka mi-enregistrer ny ps hoe maditra dia hanao annonce ve i maditra hoe tsy izaho io? Izay no nilazako hoe tsy mila manamarin-tena fa fantatra eo ihany... fantatra na ny fomba firesaka sy ny sisa...
Mbola azo enregistrer-na ny maditra_ sy maditra__ na maditra1 sy maditra2 ao amin'ny chat.
17. mumu ( 23/02/2005 11:52)
hoy maditra:

"Tsy matiko lolo fotsiny izy satria tonga dia ps efa manan-tompony no alainy ho azy"

refa tsy enregistrer-nao ilay ps de tsy anao zany!
18. maditra ( 23/02/2005 13:08)
Merci ramaso!
hery> izay angamba mba mazavazava kokoa ny valiny omen'la!
mumu> n'importe koi!
19. mumu ( 23/02/2005 13:56)
maditra refa tsy mahay de aza avo vava!!
20. dadabe ( 23/02/2005 14:31)
maditra>fa angaha mou letsy ny login maditra tsy ampanarahana teny miafina (unique au monde)ka raha miditra ao ilay olona mitondra anarana maditra dia fantany izany ny teny miafina napetrakao,izany hoe nahazo alalana avy any aminao izy izany,hhhmmmmmmm tena misaoualll zany kozy zany kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081