maditra vs maditra
21. maditra
(
23/02/2005 15:54)
mumu> n'importe koi!
dadabe> non tsy izany ilay izy kah! mahafaka maka solon'anarana izay tiany hono ny olona ao amin'ny chat ao raha mbola tsy nisy ni-enregistrer. Tsy noheveriko ho misy olo tena mila disadisa amiko manko dia nataoko ho zavatra tsy misy dikany firy izany mi-enregistrer ps izany.

22. chipie1
(
23/02/2005 16:00)
maditra > ka le oul ane mety tsy mahafantatra oe anao ilay ps "maditra " e? za zao efa tratra tao...
24. maditra
(
23/02/2005 19:11)
chipie1> sarotra be amiko ny hino an'izany, tsy haiko aloha e! Merci kan meme!
25. welie
(
02/03/2005 20:28)
maditra o...
fantatro fa tsy ianao ilay "maditra" ao @ salon #serasera iny ka. T@ voalohany dia gaga koa aho fa ataoko fa dia olona iray ihany ianareo hay kay diso hevitra aho. Ny pseudo ao @ #serasera (chat) dia tsy misy ifandraisana @ pseudo eto @namana satria raha tsy diso aho dia na any @ salon hafa ary ianao (fa refa sur Epik) dia miova ho Anonynem enao raha ps efa misy tompony ny ataonao. Rehefa miditra ao @ #serasera dia mila tonga dia enregistrer-nao ny pseudo tianao... le "maditra" moa izany efa nisy naka... Soloy ny pseudo e! Mba ataovy hoe Hendry amizay ary e... :wink:

26. welie
(
02/03/2005 20:34)
maditra...
tsy voatery hoe olona mila disadisa aminao no naka io ps "maditra" io... Maro ny ps originals (zany hoe ps mba noforoniny mihitsy an ;-) )ao @ salon ao ka raha ireo no misy maka dia tonga koa nefa dia fantatra @ fomba firesany eny ihany... Fa izay e, mila tonga dia enregistrer-nao ny ps tianao hidirana amin'ny manaraka an! :D

27. welie
(
02/03/2005 20:40)
hery... hihihi....zavatra mafinaritra tokoa moa ny lazain'i maditra #serasera ka! ;-) Zà zao mahita an! :lol: