T@ mbola kely part 2

1. ikaretsaka ( 10/02/2005 01:14)
ary inona indray ny finoanoana nampatahotra anareo t@ mbola kely?

-ny ahy raha mitelina voa-paiso ohatra na vonina voankazo hafa de le hoe "maniry any iny" de nifezaka tokoa!

-de ny nahalalana voalohany koa hoe misy volo hafa maniry nohon'ny volondoha sy ny volombava de hoe "tena raha tsy hetezana sy haratana iznay ireny dia mikasika @ tany"!
nifezaka be ange t@ izany!
2. chipie1 ( 10/02/2005 08:02)
nena ndray le oe tsy mahazo mandaka rindrina fa mahafaty renibe ! tena natahorako mihintsy zay taloha :-D
3. fi ( 10/02/2005 10:19)
ny ahy indray ry reto tsy dia tena hoe t@ mbola kely loatra fa efa somary efa lehibe be ihany dia hoe: "tandremo sao dia kitikitihan'ny lehilahy any fa tonga dia bevohoka" dia tena natahoatra mafy mihintsy, ilay hoe kitihina amin'io dia tena hoe sens kitihana mihintsy dia mitsoaka be ohatran'ny adala! =))
4. booboo ( 10/02/2005 10:44)
=)) =)) =)) =)) =))
5. kinaoly ( 10/02/2005 10:44)
we ny fasana tsy azo tonjona amny ratsantanana de raha sanatsia manonjo de mitanisa sady mikitika ratsantanana (depuis le petit doigt) we : ty tsy boka ty tsy boka ty tsy boka ty tsy boka de refa tonga eo amny ankihibe de we ty antsibe an'Andriamanitra de nino any zao ka nino =))
6. booboo ( 10/02/2005 10:46)
=)) =)) =))
7. yonikafopl ( 10/02/2005 14:00)
=)) =)) =))
hihihihhihih toa mitovitovy doly le ninoana kou!!
nena kou le manao betizy any de matahotra ny ho bedy dia mitondra vatokely 7 de alatsaka avy aoriana mandra-paha tonga eo anoloan'i dada na manisy ahitra ao ambany lela, ka indray mandeha izay kendan'ilay ahitra fa sady bedy no voalatsa hihiihi
8. ikaretsaka ( 10/02/2005 14:58)
t@ mbola kely be aza ( 2 na 3 taona) de le hoe tsy manana zizi ny vehivavy de tena lasa saina beeee mihitsy hoe de ahoana ary iznay ireny rehefa mipipi
9. ikaretsaka ( 10/02/2005 14:59)
satria le natao hasoavana dia gaga eb hoe fa maninona ny sipa no tsy atao de manontany de hozizy ny olon hoe ka ny sipa tsy manana zizi
10. booboo ( 10/02/2005 16:59)
=)) =))
11. ikaretsaka ( 11/02/2005 03:59)
marina age izany ry booboo e.. taoko de lasa ery anga ny saina yyy!
sady heo ny behivavy mipetraka rehefa m.....
de vao mainka aza lasa t@ ilay hoe de miaraka any izany ny ... sy ny .... ny an'i vehivavy!

mino aho fa tsy za rery ihany ny nieritreritra otran'io t@ mbola bandkely rehetra
12. fi ( 11/02/2005 11:29)
mampimé daholo ry reto fa ny an'ikaretsaka ohatran'ny tsy mampino mihintsy fa dia nihomehy foana aloha na dia izany aza e =))
13. booboo ( 11/02/2005 12:36)
ny anà oe refa manao voky beee dé mipôka ny kibo. Dé mitsangana tsimoramora teo @ seza dé ôtra reny mijaikojaiko reny refa mandeha fa matahotra mafy oe hipôka eo ny kibo
14. Ramaso ( 12/02/2005 07:26)
nena ko nitovitovy t@ fy io hoe tandremo miara matory @ vevavy fa lasa bevoka izy..
de ndraipa za nanao colonie de vakansa de niara nipetsaka t@ sipa tanaty bus de samy renoka de avy eo nony taitra de tena nitsatsaka be de nony efa tany ampianarana aza de jerena foana ny kibon'ilay sipakely efa presk 1 volana hoe bikina sa tsia!
giravy ihany tam mbola kely kan!
15. ikaretsaka ( 12/02/2005 20:25)
=))
16. Ramaso ( 14/02/2005 13:27)
kozy nge zany l'ty e
17. booboo ( 14/02/2005 13:52)
=)) =)) =))
18. fijo ( 14/02/2005 22:11)
fi de izao ve nefa mankafy be???? :P :P :P
19. majakely ( 15/02/2005 08:52)
ny ahy indray de le mahavoatelina vônina letchis de lazain'ny sasany hoe :maniry ao an-kibonao io androany!de avy eo domina amin'ny tanana ny vatana dia atao hoe tsy mitsiry an-kibo ,tsy mitsiry an-tratra ary tsy mitsiry am-doha de tsy maniry intsony ilay vôn-javatra refa avy eo ..
20. booboo ( 15/02/2005 11:29)
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1119