T@ mbola kely part 2
21. welie
(
18/02/2005 18:17)
fi.....zà kou dé mba nolazain'i bebeko anio we "tandremo mankany antranon'ankizy lahy fa tonga dé bevoka" sans explication... Misenn mintsy bebenay, tsss!!!
Sino dia ireo hoe:
"tsy mahazo mandaka rindrina fa mafaty renbe"
"tsy mahazo minakanina matory fa mahaosa ray"
"tsy mahazo mikapo-damba fa mapiteraka bibilava" etc...
Sino dia ireo hoe:
"tsy mahazo mandaka rindrina fa mafaty renbe"
"tsy mahazo minakanina matory fa mahaosa ray"
"tsy mahazo mikapo-damba fa mapiteraka bibilava" etc...
22. Ramaso
(
18/02/2005 18:25)
ny tena mampome nge de le sans explication io mihintsiny e..
de hoe tsy mahazo mankany an-tranon'ny ankizy lahy zao fa raha ilay ankizy lahy no mandeha mankany an-tranon'ilay sipa de mety!
de hoe tsy mahazo mankany an-tranon'ny ankizy lahy zao fa raha ilay ankizy lahy no mandeha mankany an-tranon'ilay sipa de mety!
23. welie
(
21/02/2005 09:58)
Ramaso...marina io! Zà dia tsy mba (nahazo) nankany an-tranon'ankizy namako mintsy fa zareo fona no tonga ao an-trano... nefa nony mba nisy petit copain (le mbola menatra kely reny t@ zany an!) dia nandeha ihany nefa tsy bevouka akory... :-D
Hitako hoe efa tsy mety tsony zany mapitahotra ankizy zany...sans donner une explication.
Hitako hoe efa tsy mety tsony zany mapitahotra ankizy zany...sans donner une explication.
24. ikaretsaka
(
21/02/2005 23:53)
io le mibedy tsy misy fanazavana io mihitsy ange no mahavoa ny taloha e..
25. naritsimba
(
22/02/2005 06:22)
Taloha dia tsy azo atao ny mandaka rindrina fa mahafaty renibe satria ny trano dia trano tany, na trano hazo na trano rotso-peta fa tsy mbola vita t@ Beton tahaka ny ankehitriny, ka noho izany dia mora mianjera, satria ny taizan-drenibe taloha dia tena raha tsy maty voky matin-draharaha, sady tia zafikely ny olona taloha dia tsy sahy mikapoka fa @ alalan'ireny fomba fiteny ireny no itaizany ny zafikeliny.
Io no fomba fandiniko an!
Misaotra e!
Io no fomba fandiniko an!
Misaotra e!