Azo eritreretina

61. pitchou ( 18/03/2005 12:40)
ka mba mianatra mandefitra indray aza enao e!
62. Nananie ( 18/03/2005 16:49)
hahaha pas mal! =)) Enfin ... je crois... pour ne pas être affirmative.
63. fijo ( 23/03/2005 22:07)
efa tena mandefitra anie za izany e.
inona le hekena ry nananie
64. pitchou ( 24/03/2005 18:43)
eny wa fa mandefitra wa enao fa ny voniny no omena anao afafinao
65. fijo ( 24/03/2005 23:22)
an an aleo nareo no mamboly ka
66. pitchou ( 25/03/2005 18:39)
aleo enao ko!
67. fijo ( 29/03/2005 22:05)
aleo izany
68. yonikafopl ( 29/03/2005 22:45)
rehefa kamo i fijo hamafy de tahony entina de atsatoka fotsiny eee
69. pitchou ( 30/03/2005 18:01)
yoni> ka le resaka ange d hoe haka kiwi any amin-dry karetsaka e! d mihitatra ny resaka hoe omena an'i fijo ny voniny ambelony @zay tsy voatery mankany amin-dry karetsaka intsony no maka kiwi fa anateran'i fijo !
70. fijo ( 30/03/2005 21:53)
ka aleo ndry wa no mamboly fa za le mihoty.
71. pitchou ( 31/03/2005 19:18)
mandehana alou elà mihoty kiwi d atero aty ilay izy fa aza hoanina! d hitantsika eo rehefa avy eo!
72. fijo ( 01/04/2005 21:46)
izay le hohita izay mihintsy rehefa avy mihoty aho ko
73. pitchou ( 02/04/2005 16:37)
fijo wa! ento aty aloha ny kiwi! inn ary ity!
74. fijo ( 05/04/2005 21:38)
ho hita eo e
75. pitchou ( 06/04/2005 18:00)
inn kay no ho hita eo?
76. fijo ( 06/04/2005 22:31)
ho ita eo e.ny inona mo?
77. pitchou ( 07/04/2005 19:07)
tsssssssss! :-@
78. fijo ( 07/04/2005 21:23)
kay gana tsy mahatakatra katsaka nga io?
79. pitchou ( 08/04/2005 19:27)
noana indray le namako marina! te-hihinana ganagana à la mexicaine angah? sa onena le gana noana eo ampototry ny sakafo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082