Azo eritreretina
22. Ramaso
(
07/02/2005 19:49)
hay ve eee.
misy boribory de misy matsokotsoko otsan'ny votabiazo de misy tsisy volony
de misy marron marron de misy mentsomentso
misy boribory de misy matsokotsoko otsan'ny votabiazo de misy tsisy volony
de misy marron marron de misy mentsomentso
26. ikaretsaka
(
08/02/2005 21:38)
kiwi kambana izany.. nifanakaiky na tsy haiko ilay vonin a kiwi anakiroa dia lasa karazan'ny siamois izany e!
28. pitchou
(
09/02/2005 13:29)
kou zà gaga we misy an'izany karazany zany kou! tsy mbola henoko ary tsy hitako kou!
34. pitchou
(
13/02/2005 07:13)
tsy mbola ninana kiwi lesy zà ramaso a! sady tsy tia vokazo misy volony zany za fa alerizika!
35. Ramaso
(
14/02/2005 03:13)
esorina ny volony ka..
mandana mangataka any @ ndry karetsaka sy ry kitjo fa ry zareo mamboly any antokotaniny!
mandana mangataka any @ ndry karetsaka sy ry kitjo fa ry zareo mamboly any antokotaniny!
36. pitchou
(
14/02/2005 17:38)
d manahôna alou ny tsirony e! mamy sa marikivy sns
d zany hono karetsaka sy kitjo a! mba andefaso kiwi hono ny namana ba tsy ho faty mbola vendrana e!
d zany hono karetsaka sy kitjo a! mba andefaso kiwi hono ny namana ba tsy ho faty mbola vendrana e!
37. ikaretsaka
(
14/02/2005 22:34)
pitchou> vo avy notazana aza ny ao antokotaninany (any dago) fa rehefa atenantenan'ny novambra decembre eo izy no vokatra (aloha kelin'ny letchis)
Tsirony ohatran'ny fraise fa maintsomaintso!
andraso fa rehefa vokatra dia asaiko anateran'ny ankizy any @ birao any
Tsirony ohatran'ny fraise fa maintsomaintso!
andraso fa rehefa vokatra dia asaiko anateran'ny ankizy any @ birao any
39. pitchou
(
15/02/2005 08:32)
fijo aza mitsatsaingoka resaka an! mialona anà hahazo kiwi ndray! rehefa hanatitra le rano mafano ho anao d @zay ramaso no asaina irahin'ny olona!