Azo eritreretina
42. pitchou
(
16/02/2005 18:05)
fijo> ka zà wa tsy matoky ramaso zany raha hanatitra kiwi! fa izy azo irahina matsaka ho anao, sady hainao ny hanaovana azy raha vao misy raraka le rano!
karetsaka moa aza mitsikasikasin'ny hehy eo e! le komandy no tonga d alefaso ndrao lanin-drizalahy eo indray ilay kiwi vao ho vokatra!
karetsaka moa aza mitsikasikasin'ny hehy eo e! le komandy no tonga d alefaso ndrao lanin-drizalahy eo indray ilay kiwi vao ho vokatra!
45. pitchou
(
17/02/2005 18:06)
aleo alefa kôli pôsitaly ka! sady @ zay raha misy manjavona d tsy maintsy alohan'ny paositra vola
47. pitchou
(
18/02/2005 18:53)
ka tsy maintsy ho tonga le kiwi! satria raha sanatria very dia lafo lavitra noho ny vidiny no tsy maintsy alohan'ny paositra!
48. Ramaso
(
18/02/2005 18:58)
ao fa entiko mankany ambovon-dry karetsaka i tantinew de mangataka any tsika fa zany ko de atao probl eo
51. pitchou
(
22/02/2005 19:52)
kay! ary hitady le trano kou i fijo ny fitazako azy! marina raha hahatratra ze kiwi any?
55. pitchou
(
07/03/2005 18:17)
tsy mba we itondranao kiwi akory zà fa d laninao daolo le kiwi d voniny no entinao sisa?
57. pitchou
(
10/03/2005 18:46)
ka maninn raha entina ho ahy ny kiwi d omeko anao ny voniny d enao no mba mamboly ary e?