Maninona kay ianareo lehilahy?
101. poupounesana
(
11/04/2005 09:03)
lilbon, zà tsy ao anatiny d tsy haiko! fantatro le izy alou hoe misy fa nareo kotiany ane no tokny hahita hoe ahoana eh
102. bloum
(
11/04/2005 14:15)
poupou>> io ormon io miainga avy any :?: dia manosika ary tsy azo tohanana :lol:
marina moa izany an!
marina moa izany an!
103. bloum
(
11/04/2005 14:16)
poupou>> io ormon io miainga avy any :?: dia manosika ary tsy azo tohanana :lol:
marina moa izany an!
marina moa izany an!
112. poupounesana
(
28/04/2005 17:15)
eny ary fa efa ireto ny stylomenamaitsomangamainty
tandremo tsy mazva ny fampenarana han
tandremo tsy mazva ny fampenarana han
114. xxx
(
14/05/2005 14:57)
mandinika:
Maninona kay ianareo lehilahy ato @ serasera raha vao mba sympa aminareo le sipa dia ny mikoty avy hatrany no ataonareo na tsy mbola hitanareo akory aza ny sariny. Tsy ny lehilahy rehetra ato akory an! fa ny sasantsasany!
Ny lehilahy anie matetika ary efa voajanahary no tonga dia sahy miteny izany hoe \"tiko enao ê !\",ka raha ny eritreritrao misy tsininy v io teny io sa manompa na miteny ratsy? Iza indray ary no andrasana hiteny an\'io? hanao resaka tsy loab... eo foana v? rehefa tsy tinao fotsiny le olona dia anjaranao no mandanjalanja zay hamalianao azy, ataovy mihitsy hoe \"tsy tiko enao\" dia mazava ê ! Masika be v le miteny an\'izany? efa nilaza ny heviny izy dia valio araka izay lazainy.