Maninona kay ianareo lehilahy?
82. mimiando
(
26/03/2005 01:54)
indraindray kosa anie dia tsy tena fantatra mazava ny ao an-tsain'ny lehilahy, sady ny lehilahy misy tia tena be
83. poupounesana
(
28/03/2005 10:06)
tsy hoe misy ry mimiando ah fa tia tena daolo mihitsy saingy any @ lelà sasany le egoisma tsy d tena développé tsara (soa ihany)
rahoviana ihany ny valin'ny vinavina ry fijo?
rahoviana ihany ny valin'ny vinavina ry fijo?
88. fijo
(
29/03/2005 22:24)
aiza indray ity lehilahy tia tena ity e.ndry wa tssssss
aleo tsy valiana aloha le vinavinao e
aleo tsy valiana aloha le vinavinao e
89. xxx
(
31/03/2005 09:51)
ohatran'ah zao ny nidirako tato de mitady tsain de voatery za tsy maintsy manao declarat° d'amours amin'ze sipa hitako ato de diso ve za!!!!!!
90. poupounesana
(
01/04/2005 09:08)
ka le tsain ange ry xx raha vo tédaviana tsy hita mitsy na mahita fa tsy ao @ le tena idealy eh! so mitady lahy ka teradahy eo hozy le fitenenana! aza rah azon'i xx le tiko tenenina
tsy aleo v alou mifanala eh! d minamana tsara @ fo madio eh!
tsy aleo v alou mifanala eh! d minamana tsara @ fo madio eh!
100. sonwin
(
09/04/2005 10:25)
vehivavy mikoty lehilahy izany norme tsara ka..efa tia be kosa ve izy nefa ilay ranamana tsy mihetsika mihitsy fa saro-tahotra..mety daholo izany e