Maninona kay ianareo lehilahy?

61. ikaretsaka ( 17/02/2005 21:07)
las anjay reto
62. fijo ( 17/02/2005 23:31)
ka maika ihinana anao kosa ko tsy hosokafana be ve
63. dadabe ( 18/02/2005 04:13)
hano zandry e,tsy sahy io rehefa tena haninao ,hano hatramin;ny taolany 8)
64. poupounesana ( 18/02/2005 09:05)
zay le dadabe d mamporisika ftsiny! tsy mba mampalahelo anao v zà no d atosikao any @vavam-biby
65. ikaretsaka ( 18/02/2005 23:38)
nga biby kosa i fijo le!
66. poupounesana ( 19/02/2005 11:42)
dans chaque homme hono se cache un loup
67. ikaretsaka ( 19/02/2005 18:45)
mila chassen'ny poupounesana izany
atao pou! pou! le loup!
68. fijo ( 21/02/2005 22:49)
le homme voalaza eto anie ry poupou ka olombelona e
69. ikaretsaka ( 21/02/2005 22:58)
zay znay
70. poupounesana ( 22/02/2005 09:10)
petit h io nosoratako io fa tsy grand H! donc homme lelà zany
71. fijo ( 22/02/2005 23:00)
mety olona kely ka.
72. poupounesana ( 24/02/2005 08:23)
:-D :-D :-D aleo ekena mba tsy hifandirana eh! d ahoana ny hichasser-na azy ry karetska
73. fijo ( 24/02/2005 22:46)
poupou rehefa marina dia ekena ka.
74. poupounesana ( 03/03/2005 17:42)
ny hendry v hiady hevitra @ adala eh?
75. fijo ( 09/03/2005 22:39)
asa tokoa moa ko
76. poupounesana ( 13/03/2005 13:17)
d inn ary ny dikan'znay rha fantatrao o
77. dadabe ( 13/03/2005 16:06)
ahan !io eny fa hitako ato (l)
78. fijo ( 16/03/2005 23:12)
za mahalala io enao mahafantatra e
79. poupounesana ( 20/03/2005 06:23)
teneno hoe so d tsy marina akory
80. dadabe ( 20/03/2005 15:39)
hhmmm....!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0922