nasaina nefa nandoa vola...

41. mihanta ( 01/02/2005 10:19)
za kalou refa mande mivoaka d mivatsy vola foana fa on sé zamé
42. majakely ( 01/02/2005 11:00)
tiko be ndray le hoe on sé zamé!!! :-D
43. fijo ( 01/02/2005 21:50)
ka samy mbola tsy mifampiantoka aloha ry poupou an,rehefa ok izay vao mety amin'izay
44. mihanta ( 02/02/2005 13:35)
manjakely hihihihi,aleo mailo kou,sady za refa tsisy vola aleoko tsy mivoaka
45. poupounesana ( 02/02/2005 14:33)
mihanta ah, ie marina mitsy akia zany ah!
fijo : 8O
46. poupounesana ( 02/02/2005 14:41)
mihanta ah, ie marina mitsy akia zany ah!
fijo : 8O
47. mihanta ( 02/02/2005 19:10)
aleo mailo ihany alou am le fomban'oul tsy hay tsy hay,njainjay manko tsy manana gotoana hanontaniana akory ianao d paff
48. fijo ( 02/02/2005 23:54)
poupou nga ndry koa ramaso?
49. sahary ( 03/02/2005 04:04)
de aza mandeha ntsony ry r'eto raha tsy gasy no mi-invité ah!de @zay ts'isy surprise.
50. poupounesana ( 03/02/2005 06:44)
ka misy gasy hafa2 koa ange ry sahary eh!
ny zvt lazainao mila hampiteny ny moana mitsy ry fijo
51. fijo ( 04/02/2005 00:54)
fa ahoana ry poupou.marina izany ko.sa hiatsaravelatsy indray aho mba anao izay ahafaly andry?
52. Rambofrau ( 04/02/2005 10:19)
Tamin'izaho vao tonga taty All voalohany koa dia gaga be fa samy miantoka anizay nohaninny na dia mpisipa aza. Ny serveuse moa dia manontany foa na hoe mitambatra sa misaraka.Tsy dia mety amintsika gasy loatra io fomba io ary nohazavaiko ny vadiko.

Dia rehefa mankany amin'ny Restau izahy dia izy foana no mipail.

Fa izaho koa aloha efa mailo, indray mandeha aho nasaina Rainiboto vhv dia ef anitondra vola aloha sao dia oainnn be eo ary ny sakafo nikomandiako dia ilay moramora. Nony tonga ny addition dia nopaerny daholo ny anjaranay roa sady niteny izy hoe izaho no miinviter anao.

Donc misy manao anio misy tsy manao, ny fanafodiny dia mitondra vola ihany
53. sahary ( 07/02/2005 08:41)
sady rehefa mivoaka izany tokony hitondra vola foana fa tsy fantatra izay mety ho"surprise"hiseho any ivelany any dia aleo malina foana eh!
54. fijo ( 08/02/2005 21:55)
ny tsara dia ny mahafantatara ny fomban'olona e.
55. Lallah ( 04/03/2005 07:15)
Il est bel et bien normal que tu participes à ta part. Moi personnellement, je n'attends jamais mon mec pour payer ma part. Je prends l'engagement même s'il m'invite dans un resto ou dans un café. C'est le signe de l'indépendance. C'est vrai qu'Ikaretsaka mentionne ci-dessus : symbole de l'économie et un filtre, pour éviter toutes sortes d'éléments parasitaires ...

Raha izany aloha dia ara-dalana raha ianao no mandray anjara amin'ny tandrify anao. Izaho manokana dia tsy hiandry lehilehy handoa ny laniko aho. Raisiko ny andraikitra. Endriky ny fahaleovantena ihany koa izany. Marina ny voalazan'Ikaretsaka eo ambony : mariky ny ekonomia izany ary sivana ihany koa mba hisorohana ireo mpijapy train sy ny mpikidaon-drano ...


Noblesse oblige !


56. dadabe ( 05/03/2005 08:38)
Marina ny anao Isrine raha toa ka sosotra.
Mety be fitetika ihany koa angamba izy.
Ny ahy dia raha manasa sipa aho (manasa any amin'ny resto fa tsy ilay manasa daba-pako toy ny ataon'ny mpiasan'ny voirie io a) dia teneniko mialoha hoe samy mandoa ny laniny.

Ny ao atsimonay Singanjavatra (Singapour) ao dia toy izany mantsy ny fiainana. Anontanio anie i Kitjo e.

Raha izaho aloha ny sipa ka raha hoe misy bandy miseho mitondra ahy any am resto na kafe dia aleoko manontany tsara hoe sao dia olona tsy manambola akory ka ianao no tra-tehaka eo amin'ny farany. :P
57. poupounesana ( 05/03/2005 13:56)
dadabe :lol:
fijo t@elabe! na tsy hiteny zé hahafaly ahy az enao d az manao zé ampitomany ahy fotsiny eh, ok?
58. fijo ( 09/03/2005 22:22)
za koa ve de hampitomany andry fa tssss
59. sipa ( 17/06/2005 04:17)
coucou belle! et les autres aussi!
i sylv ihany ity e! za ko wa efa tratranio zavatra io. Fa ny ahy indray ni-invitén'ilay namanay hisakafo any @ny wa zay (on etait 2),dia couscous t@zay ny sakafo. fa nony vita ny sakafo dia nakany machine à calculer zay no sady hoy izy hoe izao par personne hono izany ny participation t@ sakafo!!!gaga fotsiny a ka hoy a hoe ny manaraka no tsy atao intsony na ny mi-invité anity olonty ary!
60. booboo ( 17/06/2005 13:11)
hihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1903