nasaina nefa nandoa vola...
1. isrine
(
24/01/2005 13:50)
efa sendra zavatra toy izany ve ianareo: nasain\'le bandy tany @ resto nefa za indray no nasainy nandoa ny part-ko. hafahafa tamiko ilay izy. Diso ve za raha toa ka sosotra taminy?
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:31
2. belle
(
24/01/2005 14:12)
Manao ahoana Isrine,
Izaho koa dia efa voa indray mandeha. Any Etats-Unis manko dia tena izay no fomban-drizareo fa izaho no tsy nahalala. Tsy mampaninona ahy raha nampahafantariny dieny mialoha aho (nahafahako nanapa-kevitra na handeha aho na tsia) fa ny tena nahasosotra ahy tamin\'izay dia Malagasy ihany io nanasa ahy sy nanao ahy an\'io fa tsy mba ny tompon-tany akory. Amin\'izay tany amin\'ilay restau tena lafo no nitondrany ahy...
Izay ilay hoe tsara fantarina ihany ny fomba amam-panaon\'ny toerana misy anao! Ohatra iray koa: raha tsingerin-taona nahaterahany androany ka asainy ianao hoe hiara-hijery cinéma, dia miomana fa ianao ihany no miantoka ny tenanao! Hafa kely!!!
Mazotoa indray,
Belle

3. hery
(
24/01/2005 16:50)
Ohatran\'ny manja koa izany kou... zahay taloha dia gorona mihitsy miantoka joba... tsy mba restau fotsiny fa indraindray ny frais taxi mihitsy. Dia rehefa tsy nanambola dia miteny hoe tsy afaka mivoaka akia aho a... hihihi
Ny fifampiresahana ihany marina no tena antony kah.
Ny fifampiresahana ihany marina no tena antony kah.
5. mcfy
(
24/01/2005 17:31)
hihihi, zà ndray aloh rah gasy no manao ah an\'zany d ngamba ts vola no azony fa totondry, :lol: Fantatro aloha fa ny frantsay kou manao an\'zany k ts d koi loatra. Miomana ihany hihi,
Hery, toa tokony hatao any @ tanàna tokoa io nefa tsika efa soara ihany k ts mba hoe andeh hi-invité joba tsony ankehitriny kou.
Hery, toa tokony hatao any @ tanàna tokoa io nefa tsika efa soara ihany k ts mba hoe andeh hi-invité joba tsony ankehitriny kou.
6. belle
(
24/01/2005 18:04)
Ho an\'ny rehetra,
Tsy resaka \"dating\" fotsiny io fa na lahy na vavy satria ankizivavy io nanasa ahy io.
Ankizivavy koa ilay nanasa anniversaire (namana betsaka fa tsy vitsy) dia samy miantoka ny tenany. Tsy tiako aloha satria ohatran\'ny voatery an-kolaka ianao na dia tsy te-handeha aza.
Veloma,

7. ikaretsaka
(
24/01/2005 18:34)
dia ny fomba aty dia na misy mi invite na hisotro kafe aza dia anontanio foana aloha hoe iza no miantoka
8. vegas
(
24/01/2005 18:46)
isrine> belle> fanao mintsy ilay izy ka. Ny antony dia mba afaka mi-invité daholo ny rehetra, na ny manana na ny tsy manana. Ka manoro hevitra anareo roa aho mba invitéo koa izy dia asio miantoka ny tenany. Fa tsara nge zany e, amizay samy mifampi-invité matetitetika eo nareo mianakavy, tsisy miala vola be. Zara aza mba misy fotoana hiônana amin\'ny namana sy tapaka matetitetika.
9. yonikafopl
(
24/01/2005 19:15)
za kou efa tratran\'ny ohatran\'izany fa tsy tiako ilay izy ka, indrindra fa raha samy gasy toa tsy azoazoko kleee, asa kalou eee!! aza mba manasa ahy raha hampandoha vola ana njay :-P
10. vegas
(
24/01/2005 19:28)
yonikafopl> ka mba minvitéva koa re e.
Ny any dago mantsy an, rare be zany mi-invité olona zany. Matetika dia refa misy fety goavana ihany vao manasa olona: annniv, batisa, fanasantompo, mariazy, ...
Ary matetika dia ny manana ihany no manao an\'ireo sisa satria sarotra ny vidimpiainana.
Amin\'io fomba ray io kosa nefa dia afaka miinvité nizaniza enao na hataoanao 1000 pers aza tsy koi. Tsy mila miandry fety goavana fa na zoma ariva tsisy atao aza defa raikitra.
Fa na zany na tsy zany aza, elah tsy ampandoaviko vola refa invitéko. Efa atsy ho atsy elah no invitéko fa omany ny prô an. :wink: :wink: :wink:

11. ramoul
(
24/01/2005 19:59)
Tsy diso enao ra tezitra taminy fa ny zavatra atôny no tsy mety!
Izy manasa ndray no tsy mando ny vidina kaly laniny :x
Izy manasa ndray no tsy mando ny vidina kaly laniny :x
12. ikaretsaka
(
24/01/2005 20:00)
fa tena kozy fa aty aza misy hoe mariazy dia nvite ianoa de samy mandoha ny kaliny avy eo
14. xxx
(
24/01/2005 22:18)
Fomban\'ny vazaha io fa tsy fombana gasy amiko! Asa! mba efa lasa vazaha kosa angamba izy kou sa efa saritsarim-bazaha?
15. chipie1
(
25/01/2005 08:46)
vegas> dia ianao mandrezatra moa ny oul voky hihihi
za aloha dia miomana fona , mandoha izy tsara ,tsy mandoha tsara alohako ny ahy .
fa betsaka ny olona manao anio fomba io amizao fotoana izao
za aloha dia miomana fona , mandoha izy tsara ,tsy mandoha tsara alohako ny ahy .
fa betsaka ny olona manao anio fomba io amizao fotoana izao
16. chuan
(
25/01/2005 10:07)
hery> hihihi marina mitsy io fa tena rovitra mitsy ny pataloha ! kanefa nge ny galanterie tam`zany (fomba vazaha kou io an ) no mitaky fa enao kofboay no tokony handoa ny lany e ! nefa na izany na tsy izany aleo miomana foana am`vola entina sao silaka be refa tonga eo am`caisse e ! dia aza mikomandy zavatra tsy takatry ny vola ! hihihi
17. njaka
(
25/01/2005 10:12)
Ny mety angamba rehefa misy manasa dia miteny hoe iza no mandoha ny lany;@zay dia mety ho menatra ilay mpanasa raha toa ka mieritseritra ny hampandoha.@io dia tenenina mihintsy izy hoe ianao no manasa dia ianao izany no mandoha raha toa ka mitady hampandoha.
Izay e! aleo ho menatra eo ireo mianatra ny fomba ratsim bahiny
Izay e! aleo ho menatra eo ireo mianatra ny fomba ratsim bahiny
18. booboo
(
25/01/2005 10:32)
ny anà koa tsy dé tiako lôtra ilay efa vita ilay raha vô oe samy mandoa ny azy ( efa tratra zà ). Tsy dé manaja lôtra zany tsy miteny mialoha zany aminà :evil:
19. bichette
(
25/01/2005 10:43)
sahirana tokoa indraindray rehefa hasain\'olona satria tsy fantatra na samy mandoa ny azy na ilay nanasa no mandoa, raha par galanterie na hoe mikoty (oups) aloha dia ilay bandy aloha no tokony mandoa satria izy no nanasa, raha entre amis indray nisafidy ny hiara hisakafo mba hoe miresaka sns entre amis dia a 80% ilay bandy no mandoa, ataony par galanterie izany fa ilasy sipa tokony proposer hoe \"zaraina ny lany \" ?
20. mihanta
(
25/01/2005 14:35)
d tandremo kou njainjay le refa mande misotro any am café,d mandoa le oul kalou,d ny fomba aty am toerana misy ahy d tsy maintsy manao ny retour enao fa afa baraka lazain\'ny oul tsy mahalala fomba eo :-D
tsy ao am le toetsaina gasy mintsy le tahaka zany alou fa d tsita é