nasaina nefa nandoa vola...
21. majakely
(
25/01/2005 14:47)
ny ahy indray de efa mihomana mentalement izah hoe hi payer ve sa tsi??defa homaniko ny volako na dia invitén\'i olona aza aho!!!rah toa ka olona tsara fanah de hiteny izy hoe:< Ök\'izao fa invité-ko ianao>; raha olona ratsy fanahy de avelany zah hi- payer fa amin\'ny manaraka zah tsy ho voany intsony alohe!!!satria sarotra be kou le hanontany am-boalohany hoe payer nao ve sa tsy ho payer-nao le sakafo, hoanin-tsika androany :roll: ?
22. fijo
(
25/01/2005 21:55)
samy efa nahavoa ahy daholo na ilay nasaina dia nasaina nado na ilay misotro dia mila retour araka io voalazan\' mihnata io.tamin\'ny vao tonga taty aho no voan\'o ,fa tsy mahay ny fomba moa.dia nisy nanasa (vazaha) dia lasa tokoa,soa ihany fa tsy nanampatra ny hatendana fa kay ny tena no handoa azy avy eo.
dia mbola vazaha ihany no niara nisotro taminay,bandy gasy roalahy.dia lany iny dia niandry ry zalahy,dia mody nanao resaka ankolaka ny farany vao kopy izahay roalahy.
loza e
dia mbola vazaha ihany no niara nisotro taminay,bandy gasy roalahy.dia lany iny dia niandry ry zalahy,dia mody nanao resaka ankolaka ny farany vao kopy izahay roalahy.
loza e
24. ikaretsaka
(
25/01/2005 23:32)
indrindra raha vao tsy gasy na ireo gasy miseho azy ho tsy gasy intsony no iarahana!
25. cutie
(
26/01/2005 04:04)
raha resaka dating alou de ny bandy no tsy maintsy mi-payer fa raha samy hisakafo entre amis de samy mandoa ny azy indrindra raha we maromaro ny miaraka.
26. jhouhlambout
(
26/01/2005 11:23)
Dia inviter-ko daholo ary nareo rehetra ato dia samy miantoka ny tenany é! Hm? Plus 50% ny tenako
28. welie
(
26/01/2005 16:32)
isrine....
marina mihitsy io voalazan\'i belle io hoe mila fantarina ihany ny fombafomba ny tany izay aleha. Aty Allem. koa dia normal be mihitsy hoe IZAHO no milaza hoe andao ho any @ café fa TSY IZAHO akory no mandoha. T@ voalohany koa aho dia somary gaga ihany....soa anefa fa nisy vola tanaty poketra aloha e! :lol:
Amiko dia hafahafa hoe niteny olona hoe \"Andao hisotro café na hijery sari-mietsika\" nefa tsy andoha akory. Hafa indray aloha raha hoe mpinamana be...izay indray afaka miteny hoe \"samy miantoka an!\" :lol:

29. isrine
(
26/01/2005 19:15)
ahoana kao io lazain\'i mihanta sy fijo: mila manao retour @ inona fa tsy azoko?
tsy nampoiziko ilay izy ry reto, naheveriko fa toy ny taloha ihany ny fomba e, izay manasa no miantoka.
hiomehezana ilay izy ankehitriny.
tsy nampoiziko ilay izy ry reto, naheveriko fa toy ny taloha ihany ny fomba e, izay manasa no miantoka.
hiomehezana ilay izy ankehitriny.
30. ikaretsaka
(
26/01/2005 22:44)
raha ohatra ianao misy manasa hitsotro (toaka na kafe na ohatran\'izany)
dia izy no mi pail ny veranareo voalohany..
dia mitohy ny resaka dia mandeha ny vera manaraka dia tokony ho ianoa no mi pail an\'ilay manaraka
dia izy no mi pail ny veranareo voalohany..
dia mitohy ny resaka dia mandeha ny vera manaraka dia tokony ho ianoa no mi pail an\'ilay manaraka
31. fijo
(
26/01/2005 22:47)
isrine io voalazan\'ika io le retour.
tsy fomba mahazatra antsika gasy ireo ka raha samy isika tokony tsy hifanao toa izany.
tsy fomba mahazatra antsika gasy ireo ka raha samy isika tokony tsy hifanao toa izany.
32. mihanta
(
26/01/2005 22:50)
isrine le retour lazaina eto d raha misy mi offrir verre enao d anjaranao njay refa avy eo,zay le izy
33. jhouhlambout
(
27/01/2005 06:37)
ramaso> fa ny olana kely fotsiny dia mbola tsy misy ilay izy...
35. idealy
(
27/01/2005 19:42)
zà alou aty madagascar de tsy mba sendran\'izany .Refa mande stage aty ivelany aty de misy mi inviter (gasy an ) fa tsy mandoa vola na kely aza .Ka raha sendran\'izany mou nefa tsy manam bola na kely aza de ahôna?
de mitsotra ny marine ve sa ahôna?
de mitsotra ny marine ve sa ahôna?
37. ikaretsaka
(
27/01/2005 23:20)
ka rehefa invite de anontanio heo iza no mipail fa tsory hoe za tsy manambola.. de rehefa izy de ok fa rehefa tsy izy de mijanona
38. fijo
(
01/02/2005 05:41)
na koa mody avy dia hoe za aloha izao tsy alehany fa aleo amin'ny manaraka e.dia raha vonona izy dia miteny we ndao fa za no miantoka fa tandremo le rahalina an
39. poupounesana
(
01/02/2005 06:32)
mahavariana ahy daolo zany tantara zany kah!hayv ka misy an'zany eh! nenà ndray matoa zà mi-inviter oll d zà zay no mandray antanana ny zavadrehetra! koa rah izany v tsy hitaintaina foana isaky ny misy mi-inviter!sady efa akaiky zao ny saint-valentin!mba imagineo nareo ange zany hoe samy mandoa ny azy @saint-valentin zany eh :P :-D :-D :-D
40. poupounesana
(
01/02/2005 07:55)
ountsss! d enao v no acteur tao anatiny? azny v tsy sady film x no film d'horreur! na koa film d'erreur!