hirany fahazazana

61. chipie1 ( 26/01/2005 15:18)
mihanta> oups tsy arako iny , nevariko fa le oe
lasa niritana ka tsy tana ra sipakely :-D :-D efa ela kou zay hira zay
62. fijo ( 26/01/2005 21:48)
manome taona indray ramaso an.
mihanta kosa maharaka hira an.indrindra le taloha be ireny.
io ramaso misy mpihira an
63. ikaretsaka ( 26/01/2005 22:04)
de nisy an\'ilay hira nanao heo oooo rokalika rava rooo.
de jeneraly ko sy blaky jaky..
64. kinaoly ( 27/01/2005 10:55)
ramaso> 5+14= taonan-ramaso mameno fiche de renseignement ve e hihihi :^)
de le we mararirary ny kiboko zany ..... tsy haikou le tonony de novaina anzany :-o
65. vegas ( 27/01/2005 13:28)
.. mipiriritsa ny may sy ny atany e! sa tsy zay lé izy rakinaoly? :°)
66. welie ( 27/01/2005 16:11)
vegas.... :-D

tadidinareo koa le refa manao arendrina???

\"Arenjina taratsy o
May may may
Ra...miala amizay
Port...milalao......kitay nefany ooooooo\"

Iza manana version hafa koa o? :-D
67. fijo ( 27/01/2005 21:36)
mahatsiaro marina ireto le.efa lehibe an
68. mihanta ( 27/01/2005 21:39)
ary le oe ma petite maman an\'i alice lachaud k
69. kinaoly ( 28/01/2005 10:00)
refa tsy hay le hira de miteniteny fona fonany
naôna kosa wa no nosontoninao ty nounoukou ity e
neverinaou angaha fa ronono salsa no tao anatiny :lol:
de misy kou we :neverinaou angaha fa kiraro tsisy bà no nanaovakou akia....
70. kinaoly ( 28/01/2005 10:02)
de mbola misy le hiran\'i tarzan boy kou we :
ny fandrinanay misy resôrou fanaouvanay sport
hihihi :^)
71. chipie1 ( 28/01/2005 10:07)
ary le oe:
sipa mipetraka ary ty tonga aty makossa :-D :-D
72. kinaoly ( 28/01/2005 10:19)
chipie1> ie hiran\'i kassav io
73. welie ( 29/01/2005 10:04)
:-D :-D :-D
\"Ao an-dakouzia...ao an-dakouzia e e e
Ao an-dakouzia kotrobaka.... \"

fijo...ié efa lehibe mintsy zay ka! :-P

ny ahy koa ny tadidiko lé an\'i Gérard le Normand \"gentil dauphin\"....
\"Moi mon gentil dauphin....je n\'y suis pour rien...je ne suis pas méchant, tu le sais bien...\"

Dia souvenir t@ tany am-pianarana indray ilay \"Est-ce que tu viens pour les vacances\" an\'i David et Jonathan..... souvenir zany ka souvenir klé! :-P
74. mihanta ( 29/01/2005 10:37)
ary le oe raha toa ka faly ianao d mitehafa :-D
75. kinaoly ( 29/01/2005 10:44)
si tu as la joie au coeur tapes des mains :)
76. fijo ( 31/01/2005 22:24)
welie tsar aizany ka
77. kinaoly ( 01/02/2005 06:26)
ramaso> hihihi :-D
78. Iriniaina ( 01/02/2005 13:38)
io ary le tsisy taolana ny ilany fotsiny no mietsika!
aodino aodino ao zany! saika hadino io refa manao bonbon sigarety :-D
79. mihanta ( 01/02/2005 13:49)
ary frèere jacques iny kou tsy ratsy
80. ikaretsaka ( 01/02/2005 14:06)
ny ahy ko lo jackson no nihirahirako vilana t@ mbola kely e:
misy an'ilay hoe
"fivondronam-pokotanin'i Itasy... fokotanin'i taosy"
de heo "gaga daholo ny pokona"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0661