hirany fahazazana
41. vegas
(
22/01/2005 13:00)
yonikafopl> ikaretsaka> zao njay efa aponga sisa no peana e. Ary mahagaga fa za tsy manana aponga an, nefa za mahita daroana fona hihihi.
xxx> vadin\'olona ve ry anona ho peana a? mampigaja nge zany e!
xxx> vadin\'olona ve ry anona ho peana a? mampigaja nge zany e!
42. welie
(
22/01/2005 13:37)
vegas....
dia tadidiko mihitsy elà le alazaiko @ dadanay foana fa mitady hipeka zavatra hafa kou! :-D :-D :-D :-P
dia tadidiko mihitsy elà le alazaiko @ dadanay foana fa mitady hipeka zavatra hafa kou! :-D :-D :-D :-P
50. ikaretsaka
(
24/01/2005 18:40)
ko zany foana kosa ary ny hira nande t@ radio ko.. za mbola kely 3 sy 4 taona.. hay o azy le izy rehefa anataon-dry zareo \"disk loaka\"
51. vegas
(
24/01/2005 19:12)
welie> nga za bediny akory mo? na atramizao aza izy mbola mody fanina amiko looolll.
53. sechat
(
25/01/2005 13:03)
ja> melody no mihira an\'io de raha tsy diso a \"y\'a pas que les grands qui rêvent\" no titre. za kou mpihira an\'io talou :wink:
chipie> nenà t@ mbola kely le
\"androany no fotoana nomeko anao hilazako ny momba ahy, ny saiko efa vonona ny hilaza an\'izany fa ny vavako mbola tsy sahy\"
+ le hiran\'i jackson \"we are the world\", saingy t@ zany a mbola niteniteny foana refa mihira sady eo anoloanan\'ny fitaratra :-D :-D :-D

54. mihanta
(
25/01/2005 13:15)
sechat:matahotsa aho manko sao d hanenenako ny ilazako ny amiko aminao,tiako kou io hira io an,misaotra nampahatsiahy
56. chipie1
(
25/01/2005 13:29)
reo hirahirako hirao raha manembonembona anao, filay fitiavako avelao ....
hehehe tadidiko io hira io lava be zay hhihi :-*
hehehe tadidiko io hira io lava be zay hhihi :-*
58. kinaoly
(
25/01/2005 16:29)
y a pas k les grands ki rêvent
y a pas k les grands ki ont des sentiments
je voudrais k\'il m\'embrasse sur les lèvres
pas com une enfant :oops:
de raha tsizany njay an :
sur son skateboard il a pris mon coeur
fa ny gasy njay an le hira talou reny de tsy hay ny tonony de miteniteny fona we
hihira aho ho anao.....
ny feonao kôperativa aa :oops:
de sinon we fitiavandehibe nomen\'i neny anao...

59. saholytiana
(
26/01/2005 06:32)
nena dé zao \" tia zaza, tia zaza ny Jesosinay,lanitra nafoiny , zaza notrotrony, tia zaza , tia zaza ny Jesosinay.
60. mihanta
(
26/01/2005 09:09)
ary le oe \"eny lasa ka tsy tana, irony andronay fahiny\",fahazazana ngamba no titra :-D