hirany fahazazana

21. fijo ( 19/01/2005 21:20)
nga yonika mihanta????
ny ahy tia zaza
22. lo ( 20/01/2005 04:31)
laingomena (ramafa ngamba izy zay?) d raozy mavokely (voninavoko), nipetraka tany ambanimbany vohitra zay tamzany tsinn d reny no fandre matetika tany
23. chipie1 ( 20/01/2005 08:47)
lanto> hihih marina zany :-*
24. mihanta ( 20/01/2005 09:00)
vegas mbola zaza foana aho hatramzao(tanana),yonika sôtsa anjy.
vegas?elà tokony manasa vava :-D
25. ja ( 20/01/2005 09:15)
f\'anga ikaretsaka avy any Bira?
26. mihanta ( 20/01/2005 09:17)
zany hono
27. mumu ( 20/01/2005 11:38)
nena kou feonala hihih
le boneyM io kosa ngamba nanaovana ballet hatraiza an ! babylone eh mm, :-D
28. yonikafopl ( 20/01/2005 13:00)
ary mahay manao ballet doly zany sipan\'ny serasera zany an!! tokony asiana fanaovana ballet njay ato ho famerenana ny fahiny :-P
fijo nga za tsy mahazo mamaly ? afaka misolo vava an\'i mihanta ange za e!!
29. chipie1 ( 20/01/2005 13:35)
firy ny ekipa ny mpanao ballet zany ? de iza no afovoany , edivana mihintsy taloha :-D :-D
30. ikaretsaka ( 20/01/2005 21:16)
ja> ieee
31. fijo ( 20/01/2005 23:46)
yonika mahazo mamaly fa tsy misolo olona
32. ja ( 21/01/2005 08:02)
za kalongany tsy mahay balet fa raha misy mampianatra an!
33. tsiperifery ( 21/01/2005 10:58)
booboo> efa t@ fahazazako izany kouh !! hihihi
\" ya ô ya ô ! ti ya ya ti ya ya tia ya ya ô ?! \" . Sao de nitovy ny mpitaiza antsika ? :lol:
34. booboo ( 21/01/2005 11:13)
tsiperifery> :-D :-D fa ié io mitsy lé hira.
35. ravatorano ( 21/01/2005 13:07)
ry sôté mama......
ny hiran dry troupah sy ry Vahiné ireny eh
adi tsaina (mahaleo) miaraka amin ny sodina tao ambavahadimangatsiaka nisy azy mihitsy tamin izany fa elah angah aoana ry Ika :-D :-D :-D .Ity hirako ity (aloma) :wink:
36. welie ( 21/01/2005 15:16)
Club Dorothée marina dia tena ny fahazazana mihitsy ka! Tadidiko ireo hira dessins animés rehetra sy ry Musclés kou!

Sinon.....ny ahy dia i Ginagina Poopy....le mihira @ micro eo @fitaratra iny tena ..... :-D
Dia i Tia zaza tia zaza kou kay mou ka!

Dia bien sûr moa ireo hira tany am-pianarana rehetra (Au clair de la lune, Fais dodo cola mon p\'tit frère, Il était un petit navire...) :D

Eisy eeeeeee! Efa lehibe ny tena......hohohoho :-P
37. vegas ( 21/01/2005 20:57)
welie> tadidiko marina njy tam bolakely an! zao efa ouuuhh ngôdabé. Peako fôna lé farilac -njy hihihi
38. yonikafopl ( 21/01/2005 21:11)
:-D :-D :-D :-D :-D
de in ndray pehan\'i vegas amzao??
39. ( 21/01/2005 21:25)
mitady hipeka madama mazava wazy ry yonika an! zany kou de anotaniana eh? :wink:
40. ikaretsaka ( 21/01/2005 21:25)
hahahah ary nitovy eritreritra sika sy yonika! eny tokao hoa ry vegasy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8335