Ao @ WC, mba andramo

41. pitchou ( 14/01/2005 11:03)
karetsaka hihihihihi!
42. sechat ( 14/01/2005 11:06)
mihanta> @zay ve sady mampiditra no mamoaka? :-D :-D :-D
43. ( 14/01/2005 21:27)
ikaretsaka mihitsy izany no mihinan\'ny tsatsokafeny.
44. ikaretsaka ( 15/01/2005 01:48)
tsy tsatsokafe iznay fa ny kafe kafe foana ka
45. watafon ( 15/01/2005 05:54)
ny tena mety ange zany d asiana wc daolo ny efitra rehetra e ! na any antrano na any ampiasana ! :-D
46. sherillalove ( 15/01/2005 08:14)
Toa otran\'ny hanahirana ihany ny sady mianatra ny ati\'doha no manezaka ihany manena be rf mivoaka fa toa maha dondrona zany, lany daholo ny hery rtr :twisted:
47. tsiperifery ( 15/01/2005 08:16)
Hitako t@ gazety omaly fa hanangana WC public maromaro ao Genève hono rizareo soisa ka 247OOO euros no hanamboarana ny iray !!!!!!!! Ny antony mahalafo azy dia ny architecture hono atao bien be mifanaraka @ tontolo iainana fa ny anatiny classique tsy misy fiovana. Trop loatra indray eeee !!!!
48. mihanta ( 15/01/2005 10:12)
sechat lol b,inn klou le ampidirina d inn le avoaka,resaka misotro kafé no lazaiko :-D
fijo atahorako hantsaka ao elà an STOP aingana
49. watafon ( 15/01/2005 14:42)
kafe no miditra e! de efa hainao le mivôka e! sa ?
50. fijo ( 19/01/2005 22:03)
ary iza no efa nisikotra fe tao amin\'ny WC ry mihanta?
51. pitchou ( 24/01/2005 19:09)
inn zany mifreest ramaso? :?:
52. ikaretsaka ( 24/01/2005 20:03)
manao rap
53. vegas ( 24/01/2005 20:23)
ikaretsaka> mamorona tonokira eo no eo
54. fijo ( 24/01/2005 23:39)
poritra ny tena
ka mihenahena
efa akikikaiky ihany
ka mila hampitomany
izay fa latsaka ny t.iko
yeah hazoko ny aiko.
rapinngabone io.
55. pitchou ( 26/01/2005 10:45)
:-D :-D :-D ary tena mahita aingam-panahy lmihitsy ramaso izany ao an!
56. fijo ( 26/01/2005 22:18)
sady milay le revy mivoaka avy ao an
57. ikaretsaka ( 26/01/2005 22:22)
ramaso> io iznay ilay hoe ny fanahy ingaina mao ny pataloha ahidina? :^) :-D :-*
58. pitchou ( 27/01/2005 11:16)
karetsaka > :-D :-D :-D :-D :-D
59. fijo ( 27/01/2005 21:59)
ka io ry ika le ahafialana lasa mavesatra(maivamaivana) no nahatonga le hainga mpanahy ka
60. ikaretsaka ( 28/01/2005 18:42)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5943