Ao @ WC, mba andramo

1. narilala ( 09/01/2005 08:11)
Maro izao no mieritreritra sahady fa zavatra ratsy no hambara eto, kanefa ny mifanohitra @ izany. Mba andramo ange ho an\'izay mbola tsy nanao fa tena milay be ny mamaky gazety na boky, fa indrindra aza ny mianatra lesona ao @ WC. Indrindra moa rehefa akaiky izay ny fanadinana na efa vita aza izay nataony ny revision mandeha ihany, ka mety hahatratra 30mn ao ihany. Raha madio tsara le WC an1
novalian'i tranokely ny 11/04/2005 14:46
2. ikaretsaka ( 09/01/2005 13:22)
raha wc 101 zany ka madio tsara de sady mitingitingina ao ela no mianatra lesona??
kay le!
3. iriniaina ( 09/01/2005 14:26)
za alou tsy tafa amzanye!
4. ( 09/01/2005 22:02)
Miakatra any amin\'ny ati-doha ny fofona ka mahadondrona !
5. kamovavy ( 09/01/2005 22:17)
io zany tonga @ fitenenana hoe \"ça me fait ch... d\'apprendre mes leçons\" ?!? sa ?
6. ikaretsaka ( 09/01/2005 23:49)
fa io koa izany no ronga @ ilay hoe sady mampiditra no mamoaka e
7. watafon ( 10/01/2005 05:19)
za ndray alou tsy tafajanona mihoatra ny 5 mn e! fa za tsy maintsy mitondra boky na gazety fôna ihany !
8. ravatorano ( 10/01/2005 11:48)
raha azoko tsara dia WC ilay manara pofona daholo ireo resahanareo teo , fa ny an i narilala anie ka ilay madio b izay misy seza anglé ireny dia misy savon parfumé ao amin ilay WC eh ka izay no mahatonga azy hiteny an izay.
Misy olona mametrak tv kely amin ireny toerana ireny d sady mikapa izy no mijery fandaharana.Io aloha amiko dia miankina betsaka amin ilay fahadiovana sy ilay fofona aterak ilay ao ambany ao :-P :-P :-P :-D :-D
9. chipie1 ( 10/01/2005 11:51)
10. tsiperifery ( 10/01/2005 13:31)
narilala> na madio aza le toerana, tsy lasa raha any @ toeram-pesana na any am-pianarana no miseho ny tantara. Tapitra voavaky ny gazety, hay tsenjery ny lesona saingy tsy mahalatsaka . Matahotra sao re be ilay \" Plouf !!\" :lol:
11. sechat ( 10/01/2005 14:35)
narilala> za kou manao an\'io fa refa any an-trano ihany :-D sady boky na gazety ihany nenà fa tsy lesona :-D :-D
12. fijo ( 10/01/2005 23:32)
za koa mamaky boky ao fa tsy dia mandany andro be akory
13. ikaretsaka ( 10/01/2005 23:51)
za ko raha ao antrano dia ny ahy ny gitara no fentiko tany fahiny fa zao tsy manao intsony
14. fijo ( 11/01/2005 05:42)
izay izany le tay arahankira le
15. watafon ( 11/01/2005 05:49)
:-D :-D tô vita tsy natao ; tandremo ary sô d adino ny mifafa fa variana mihira an !
16. ikaretsaka ( 11/01/2005 06:05)
kozy e.. ary mahaforona mihitsy indraindray an :-D
17. ikaretsaka ( 11/01/2005 06:06)
fa izao ny gitara lasa electrika de sarotra be ny hanao instalations nefa efa positra
18. sechat ( 11/01/2005 08:28)
:-D :-D
19. tsiperifery ( 11/01/2005 08:39)
Ika> Tandremo sô may ny kouran aza ny fika a ! hihi
Za tamim-bola kely miafina ao @ ilay tranokely io rehefa mangala-pihinana tsy te ho tratra !!! Bado e !!!
20. mumu ( 11/01/2005 08:40)
dain! :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2947