Ao @ WC, mba andramo

21. watafon ( 11/01/2005 11:45)
:-D :-D :-D
22. ( 11/01/2005 12:35)
23. fijo ( 11/01/2005 22:54)
maninona kosa ry mumu .ka holasa ao ihany ny hiafarany ko.
24. yonikafopl ( 11/01/2005 23:17)
za kou nitovy tam tsiperifery nataoko tam mbola kely :-P menatsa be za :oops:
25. watafon ( 12/01/2005 05:33)
raha niafina nanao fangalampiery de mba nataoko kosa e! fa le mikaly kosa :-D :-D
26. ikaretsaka ( 12/01/2005 05:40)
ka hadinonareo ilay hoe rehefa voan\'ny takodimena ny maso hono dia minambary ao @ WC de afaka
27. pitchou ( 12/01/2005 14:46)
gravy be zany raha çmisy olona maromaro ao an-trano! ny sasany manapitra bd iray na 2 vao mivoaka nefa misy miandry fa porritra
28. sechat ( 12/01/2005 14:49)
pitchou>efa otr\'ireny de afenina le boky famakiny :-D :-D
29. ikaretsaka ( 12/01/2005 15:50)
dia atao tsy mitovy ny lera re
30. mihanta ( 12/01/2005 17:43)
ny ahy kou tiako le mamaky boky ao am Wc klou
31. watafon ( 12/01/2005 17:59)
sechat / de ze itany teo no netiny tany kah !
ika/ zay misty no izy !
32. fijo ( 12/01/2005 22:14)
ny ahy izao ny factura tonga no jereko ao
33. betroka ( 12/01/2005 23:10)
Ny mahatonga ny ol hamaky boky ao dia noho io toerana io mangina ahazoana fitonian-tsaina, tsy betsaka zavatra na fanaka manintona ny maso, kanefa tsy mampatory satria mitoetra mitanjaka ny tena. Kanefa anie na atao manimanitra ilay toerana dia takona fotsiny ilay fofona ê ! Io fofona io no fohana ka miditra ao amin\'ny avokavoka ka raisin\'ny rà ary mielim-patrana any amin\'ny ati-doha. Raha te ho tony izanao dia aleo maka trano kely azon-drivotra madio ary tsy betsaka zavatra fanaka manintona ny saina amam-panahy.
34. watafon ( 13/01/2005 06:12)
hummm ! ohatra we ? wc mbola tsy niasa ve ?
35. betroka ( 13/01/2005 11:26)
Lafo loatra indray raha WC fianaran-desona no foronina. Aleo trano kely hafa.
36. chipie1 ( 13/01/2005 12:12)
:?:
37. sechat ( 13/01/2005 17:00)
de ahoana ndray raha asiana style wc misy fipetrahana 2 na maro2. @zay sady mety samy miara-miditra, mety hanaovana conférence sns.. :-D :-D :-D :-D
38. mihanta ( 13/01/2005 20:33)
hihihihi sao d hisotro kafe anaty WC ry sechat am farany
39. fijo ( 13/01/2005 21:55)
raha cafe moa ry mihanta haninona fa hatsaka ao no loza
40. ikaretsaka ( 13/01/2005 23:44)
za efa nisitso kafe tao @ WC aloha e.. tsy maninona mihitsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1958