fa ratsy ve ny mandeha boîte e???

41. mihanta ( 25/01/2005 14:30)
tsara refa misy ambiance k
42. fijo ( 27/01/2005 22:25)
izay rehefa milay ny namana .
43. pitchou ( 29/01/2005 11:25)
otran\'ny sardines !
aleoko ihany ankalamanjana mitorajofo @ andro mazava ka
44. yonikafopl ( 31/01/2005 21:49)
pitchou za kou aky de tsy mba tia mandeha amin'ireny, ny ato an-trano aza vao mandeha mafimafy ny mozika efa mankarary loha, vao maika fa any oupsssss ngamba vaky ny apongatsofiko :lol:
Fa ho an'izay tia mandeha any dia io toro hevitr'i tenio io tsara arahana
45. fijo ( 31/01/2005 23:30)
ndao handeha boity ry yonika an.
46. pitchou ( 02/02/2005 20:04)
ramaso> ie! miara-manao douche fa samy any @ douche avy!
47. fijo ( 02/02/2005 23:27)
tsy miaraka izany ry pitchou an
48. pitchou ( 05/02/2005 18:10)
miaraka izany! @ ora iray, fa samy any @ douche-ny
49. pitchou ( 06/02/2005 19:06)
zahay sy tonton nlà ihany no mahazo miaraka douche!
50. Ramaso ( 06/02/2005 19:49)
hihihi milay be le nofafana hy fafatro de tsy mifandray le hevitra nefa tratra be
51. booboo ( 07/02/2005 13:18)
:roll:
52. Nananie ( 07/02/2005 13:24)
Tsy azoko kou.
53. Ramaso ( 07/02/2005 13:34)
ka nofafana ve de ho azo?
54. Nananie ( 07/02/2005 13:52)
hay ve.
55. Ramaso ( 07/02/2005 14:01)
efa lasan'ny papezenika retsy a
56. pitchou ( 07/02/2005 18:40)
ary i ramaso mihitsy le ho fafany @ papezenika rehefa kelikely fa ataovy ihany! :?
57. Ramaso ( 07/02/2005 18:51)
mbola mila miteny @ papmad lo hanao papezenika milay be zany hamafana ana
58. pitchou ( 07/02/2005 19:44)
kou na gazety tonta aza ve no ampiasainy tsy hety?
59. Ramaso ( 07/02/2005 19:47)
fanoratana frista reny ka!
60. booboo ( 08/02/2005 12:21)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.099