fa ratsy ve ny mandeha boîte e???
21. watafon
(
12/01/2005 11:08)
Le boite ndray alou tsy de mety amiko loatra satria za refa mandihy tena manala azy de manjary mandona oul fôna ; nenà ny tiko le malaladalaka reny mitsy ! fa na izany natsy zany ilaina le torohevitra ery ambony ery an ! indrindra hoanareo ry zavavy !
22. cutie
(
12/01/2005 13:50)
ikaretsaka
Tsy misy ny olana e. lolllllllllllllllll
nareo no nanontany , de za namaly fotsiny :*
Tsy misy ny olana e. lolllllllllllllllll
nareo no nanontany , de za namaly fotsiny :*
23. sechat
(
12/01/2005 14:21)
boaty inn zany ry reto? boatindrakitra sa boaty kiraro sa? :-D :-D :-D
26. ikaretsaka
(
12/01/2005 21:21)
sechat.. misy mi emboiter eo ianoa ka lasa mi boiter ny farany fa manihaniha eo ihany
27. fijo
(
12/01/2005 23:16)
za tia mankany fa raha misy ny zoma magnifika aleoko zoma ka.any mada izao roa no hitako fa tsara.ilay eo antaninarenina ampitan\'ny farmasia pergola,sy ilay ary betongolo.ny sasany toa dridraka fotsiny
29. ikaretsaka
(
13/01/2005 06:27)
ka tsy voatery ao anaty boite ange ny fimailo raha vidiana en vrac eny 2 mpivarotra e
32. xxx
(
13/01/2005 23:48)
mety fimailo efa niasa angamba no hitan\'i mihanta tao de tsy nestle tsony ny ao anatin\'ilay boite na mitovitovy aza :-P
33. ravatorano
(
14/01/2005 08:00)
fijo>ié milay ao amin ny la plage kah
ika>ntssss inn ary ty nstlé lazainareo sy mihanta ity tena izy sa saritsariny izy zany
sady anaty bouaty v letsy ra Ika :^)
ika>ntssss inn ary ty nstlé lazainareo sy mihanta ity tena izy sa saritsariny izy zany
sady anaty bouaty v letsy ra Ika :^)
34. herindrainy
(
15/01/2005 14:30)
Tena milay be le anatrareo razoky a!
Ohatranay zao de ao amin\'y la plage betongolo foana no mandeha? Ao ale fa azo antoka!!!!! :D :D :D
Ohatranay zao de ao amin\'y la plage betongolo foana no mandeha? Ao ale fa azo antoka!!!!! :D :D :D
35. pitchou
(
17/01/2005 17:40)
zà alou claustro ka tsy tia bouaty e! sady le ambiansy any kou tsy miady amiko mihitsy! cabaret angaha d ie! raha tsara ilay ao!
37. vegas
(
24/01/2005 19:49)
tenio> milay letsy! marina daolo reo. Hanampy kely fotsiny ra ho torohevitra ihany: aleo mitondra vola ankoatry ny hirevena ihany fa tsy hay ze iafaran\'ny fety matetika. Andehanana taxi farafaharatsiny ra toa ka nanondrana lé tômbil oatra.
38. ikaretsaka
(
24/01/2005 20:06)
ary raha atao hoe katry tapona ialahy dia angaronin\'ny olona ao ny vola?