FIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA

41. ravatorano ( 14/01/2005 07:54)
glou_>ekena eh
naritsimba>aohana marina ny momba ilay toerana mba ilazao mialoha ny namana rehetra eh fa sao dia be indray no te handeha fa miala pà amin ilay kozy hoe efa antomotra loatra ny anareo izany :-P :-P
momba ny ao amin ny Carat Ambatofotsy dia milamina marina sady tsara ny toeran fa toa tsy 3000ariary fotsiny no naloanay tao fa mihoatran izany.Aza hadino anefa fa raha ho hiditra ao dia tsy maintsy mandraindray kely aloha ary hitanao ihany ny hotely b toa an ireny fa midangana b ny vidin javatra.Andraso fa hanontany aho satria toa tsy azo hitondrana sakafo masaka avy aty ivelany ny latabatry ry zareo fa ny boisson indray dia misy an ilay droit de bouchon iny.
Izay manakevitra aposahy fa izany izao defa milay be :wink:
42. aina955 ( 14/01/2005 09:45)
tratry ny taona daholo ô

le toerana izany sisa no andrasanay ho confirmé tsara ô
43. ikaretsaka ( 14/01/2005 18:39)
izany le carat iznay tokoa ve tsy tena 1 alina ariary any vao basy le
44. soa1 ( 14/01/2005 19:45)
Ianareo koa mivaky loha amin\'izay sary, aleo ho any izany e!!!!!!!!!!! Arahaba tratry ny taona aloha e, ba betsaka daholo. :D
45. kitjo ( 15/01/2005 06:45)
tsy mba azo ahemotra kely 3 na 4 andro ve d mba mahatratra zay? :-P
46. mihanta ( 15/01/2005 10:16)
aleo ampitomboina bb ny dekalazy horaire d tratra tsara k :D
47. johanna ( 15/01/2005 11:45)
Faly koa ny tenako miarahaba anao sy ny namana rehetra, ho tratry ny taona mitsingeringerina anie isika rehetra.
Tsara izany hevitra izany fa izahay moa aty lavitra aty avy Diego de ahoana nefa izany, sady mbola vaovao no lavitra. De mirary ny fety ho tsara sy ifampifantarana ho anareo namana rehetra ary izahay avy aty Diego
48. maxou ( 16/01/2005 16:23)
Dia faly miarahaba anareo mpikamabana rehetra tratry ny taona vaovao ny tenako ary mirary ny hitohizan\'ny finamana ahatramin\'ny farany e! misaotra amin\'iero hafatra be dia be avy aminareo . vao iao no tena afaka tsara amin\'ny serasera ny tenako fa mbola raikitra be teo e!.
veloma daholo! (l)
49. chiquitto ( 17/01/2005 06:34)
Miarahaba ny mpikambana rehetra sy mirary soa, sambany mba nanoratra aho avy aty FIanar, ary efa imbetsaka no naniry hamonjy ny fihaonana saingy tsy afaka foana tsy maintsy mamonjy asa, na izany aza anefa mikasa ny ho avy amin\'izay amin\'ity indray motoraka ity fa miandry ny confirm. sisa
50. six ( 17/01/2005 10:28)
tratry ny taona,
aona efa masaka ve izy ty e!
zay tonga foana
51. ravatorano ( 18/01/2005 08:32)
johanna>faly mandray anao izany izahay namanao rehetra eh aza taitra fa mety any taoana any volana mety hatao any Diego na Fianarana na Mahajanga na Toamasian indray ny fihaonana eh efa isy santatra ambavarano moa iny tany Antsirabe iny.
six>izay elah ry zama vao hita ah nefa leah ilaina mihitsy amin io fikarakarana io ka manatona an i naritsimba aloha.
kitjo>tsy mety angah raha njy no mbo tonga amialoha amin izay d ao tsara 8)
Ny toeran izany sisa ho lasaiana anareo farafahatarany amin ity heriandro ity fa dia samia mandalondalo daholo eh
misaotra antsika
52. poupounesana ( 19/01/2005 09:21)
tratry ny taona daolo ô!
d Naritsimba ah, saika mba hanontany hoan\'ireo tsy afka @ 5 d ahoana no mba ahazoana an\'le vcd? zà manko zoa anisan\'le tsy ho afka koa! :cry: :cry: :cry: :cry:
53. fijo ( 19/01/2005 22:22)
tsy te ahita ahy indray poupou de tsy hoavy an
54. poupounesana ( 20/01/2005 16:02)
hay v enao hoavy eh! ka @ io zà no tsy afaka fa aorian\'io ao mety ho afaka iany ohatra hoe ny latsinainy, talata, larobia..... :wink:
55. ikaretsaka ( 20/01/2005 16:23)
poupounesana ange lasa ko vavany fotsiny fa rehefa vao mahita an\'i fijo de oay a oay!
56. poupounesana ( 22/01/2005 06:29)
tsy azoko koa ny tian\'i karetska atongavana
57. notron ( 25/01/2005 08:15)
Tongava daholo any @ La Cascade du Rova @ 05 Fév 2005 @ 14h de point eeeee!
(eo @] taxi-brousse vasakposy @ 1h ka h@ 1h30 no fotoana)
izay tsy afaka @ 14h de miantsoa na @ firy na @ firy sao azo tsenaina ihany!
FyJL
58. fijo ( 25/01/2005 22:49)
izay fa poupou matahotra dia tsy hoavy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3009