vidin\'ny tany

1. sechat ( 29/12/2004 14:48)
tsy haiko na resaka efa nande teto ty fa mba te hanontany a raha misy mahalala hoe tokony2 eo @ ohatrinona eo zao ny m2 @ tany any amintsika? (ny ao Tana no tena tiako anontaniana @ io)
de misôtra betsaka @le valiny
novalian'i fijo ny 04/01/2005 23:23
2. chipie1 ( 29/12/2004 15:07)
ao tana aiza oatra eny ambatobe ve sa alarobia? ohatra? sa eny besarety hihihi arakaraka le toerana io ngamba.
3. booboo ( 29/12/2004 15:10)
kiii memezan\'i chipie1 ndray ny eny @ fiantsenanay taloha hihihihihihihihi
4. sechat ( 29/12/2004 15:22)
booboo> :-D :-D hay njy ao an!
chipie1> kiii aza memezana chipie1 a.
le tsy tena ville be reny, moa tsy lavitra loatra kou :°) oh hoe ambatobe, ankatso, iny lalan\'i vontovorona iny, talatamaty, sns...
5. fijo ( 29/12/2004 22:55)
talatamaty tena lafo be.fa iny mankany tamatave iny izao no mbola misy azoazo sy ny mankany antsirabe
6. ikaretsaka ( 30/12/2004 00:55)
dia aza manantena ambatobe koa fa tena amina miliara ny 1000m carre hono
7. loockx ( 30/12/2004 03:14)
Miainga hatram dimanjato ariary (2.500 fmg)/m2 (ambanimbany vohitra efa lavitra ny ville) ka hatram roa hetsy (2 000 000 fmg)/m2 (Antsahavola...). Arakarakle toerana io e.
8. sechat ( 30/12/2004 10:36)
ikaretsaka, loockx> :{ :{ :{ (tsss ato kou tsisy anle misy antsy sy tselatra reny). Zany ve ry reto tsy tena lafo be? 8-) de aiza tsony zany no tany azo vidiana?
fijo> de eo @ ohatrinona zany @ lalan\'Antsirabe zany ? ary iny lalan\'i vontovorona iny manao ahôna?
9. ikaretsaka ( 30/12/2004 13:33)
raha vao manodidina ny 10 km an\'antananarivo aloha dia aza manantena e.
eny ambohimangakely (route de tamatave)
sy Sab nam aza misy efa manombana 500 000 ny m2
10. fijo ( 30/12/2004 20:39)
ny ahy izao akaikin\'iavoloha iny no nahazoako 7500 fmg ny m2 fa olona haiko no nivarotra azy.iny akaikin\'ny vontovorona iny koa izao be mpitady nefa mbola mora.
11. ikaretsaka ( 30/12/2004 20:52)
iny mihitsy zao no fanararaotana... afaka 2 taona any dia efa hiakatra
12. fijo ( 30/12/2004 22:36)
izay mihintsy.vao mahita ka takatra dia vidiana fa hitombo io avy eo
13. ikaretsaka ( 30/12/2004 22:39)
sady ny tany ange tany foana e.. na hitsalahan\'ny varatra io na hang... n\'ny alika!
14. fijo ( 30/12/2004 23:00)
izay mihintsy leo manana mipetrapotsiny toa izay hijaly hitady
15. ikaretsaka ( 02/01/2005 03:44)
raha za enao dia izao dia mividy... tsy mahita deal milay eo fa miakatra foana io isan-taona
16. fijo ( 04/01/2005 23:23)
izay mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2556