Safidy tokana
42. dezy
(
11/01/2005 14:08)
fijo an tsy we mandiso ny tenin\'ela za fa tsy zay hiainany oul kory de tsy maintsy arahina fa mba misy zavatra mahafinaritra tsy mila zavatra maro \"trano bongo misy tantely \"hoy ny gasy zay ,ny vola tsy ho ampy fona na manana zao tontolo zao aza ela fa hitady eny @ volana njay ,tsy aleo ve mihonina @ zay eo an-tanana klou ???
44. dezy
(
12/01/2005 16:41)
kay lety mitetika ny ho kala be an!!! tsara klou zany ee ,za kounkou ra mahita ela less de gonda za fa za tsy nahita atrity ny anjoany :-P :-D :-D :-D
45. poupounesana
(
12/01/2005 17:27)
jhoul, koa inn no mbola atao ato rah izany? tsy filaharambe v any aminao any zao? sipa zao miandry anao ao ambaravarana ao zany! toa misy bandy koaary izy zany! :-P :^) :-D :-D :-Dezy kosa kay hendry koa!
nen\'i fijo mboal tsy ampy ny lisitra rah ny fahitako azy:tomobilina isankarazny
trano isankarazany
zanaka isankarazany ankaotran\'le vady isankarazany io han! mboal hitohy ny listra raha hanohy fijo so mbo ho azon\'i fijo ihany ireo....
nen\'i fijo mboal tsy ampy ny lisitra rah ny fahitako azy:tomobilina isankarazny
trano isankarazany
zanaka isankarazany ankaotran\'le vady isankarazany io han! mboal hitohy ny listra raha hanohy fijo so mbo ho azon\'i fijo ihany ireo....
46. fijo
(
12/01/2005 22:57)
dezy ka rehefa kala be anie dia feno ny kala kely e.
poupou ie za tena mila zavatra maro fa tsy voako le miandry rehefa misy panne ny iray.
poupou ie za tena mila zavatra maro fa tsy voako le miandry rehefa misy panne ny iray.
47. poupounesana
(
14/01/2005 13:58)
enao no ahiako ho en panne ny farany!zé miazakazaka anie mora sempotra eh! le mandeh miadana anefa mandeha lavitra :wink:
49. poupounesana
(
14/01/2005 16:50)
ny tena marina d sarotra b ny mifidy ny iray ftsiny @ireo eh (indrindra hoan\'i fijo) koa jeroe aza ny zavatra mbola tadiaviny
50. fijo
(
18/01/2005 22:56)
aiza koa no hoe izay mihazakazaka mora sempotra tsssss.izay le miteniteny foana ry poupou.
ndry ihany ry mihanta dia ampy an.
ndry ihany ry mihanta dia ampy an.
51. poupounesana
(
20/01/2005 15:48)
io ane le mahavoa anao eh! tsy mba mety mino ny conseil-nay mitsy!andramo ary eh
53. poupounesana
(
22/01/2005 08:27)
tsy resaka hoana virja znay ry fijo ah!
zà miheno fa zay mahasoa sy mety ihany no raisiko fa tsy zé conseil rehetra omen\'i baba ysy lohavohatra ry ramaso ah
zà miheno fa zay mahasoa sy mety ihany no raisiko fa tsy zé conseil rehetra omen\'i baba ysy lohavohatra ry ramaso ah
54. fijo
(
25/01/2005 22:22)
fa ahoana ,nga ny virja tsy manana hevitra le,aiza ary izany tery saina be izany
55. jhouhlambout
(
26/01/2005 11:28)
poupounesana 12/01/2005 20:27:02 > f\'angaha tsy mahazo mametraka hevitra ato? Sao dia mba any aminao any ary no feno file d\'attente be kouuu...
57. poupounesana
(
01/02/2005 07:31)
jhoul, mahazo kah! maninn moa zany!ny file alou misy fa az mitsy no tsy mandrya intsony eh :P :-D :-D :-D :-D