Safidy tokana

1. jhouhlambout ( 26/12/2004 18:16)
Raha omena safidy 1 @ ireto ianareo dia inona no fidianareo? Satria?

1-La beauté
2-La richesse

Safidy iray ihany an!
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:43
2. sariaka91 ( 26/12/2004 19:57)
:-*
L\'amour
3. lejim ( 26/12/2004 20:28)
izy roa ! lol
4. thilane ( 26/12/2004 23:09)
zahay efa manja ka tsy mila mitady hafa tsy harena sisa ko!
loooooll fa tsy ratsy aloha ilay hoe fitiavana e
5. ikaretsaka ( 26/12/2004 23:52)
ny ahy ilay fahatelo koa aloha ny tiako e!
6. moi ( 27/12/2004 13:25)
- Izay mifidy beauté tsy omena richesse
- Izay mifidy richesse tsy omena beauté

Réflexion : Si on est beau (ou belle), on peut devenir riche (parce que on peut seduire un(e) partenaire riche) ?
Si on est riche, après on peut devenir beau ?(parce qu\'on a les moyens)

Ataovy ny safidy tokana.
7. sechat ( 27/12/2004 14:28)
amour, gloire et beauté...pam pam parara :-D :-D :-D
8. poupounesana ( 27/12/2004 15:00)
piège b koa zany fanontanian\'i jhoul zany kah!saingy tsy mila mifidy intsony fa efa hanananay daolo ireo (na physique na interieure izy daolo)
ary nenareo bandy ary eh : intelligence sa beauté sa richesse? iray ihany han
9. mihanta ( 27/12/2004 17:39)
zay kely ananana d ifaliana é
10. pseudo ( 27/12/2004 22:16)
zzzaany an!
ny ah njay ny fifaliako no mba iriko ho tanteraka :idea:
11. mihanta ( 28/12/2004 08:37)
pseudo d efa tanteraka v nefa
12. jhouhlambout ( 28/12/2004 10:25)
poupounesana > mitovy @ valinteninao ny valiny
13. dezy ( 28/12/2004 11:02)
mba te hifidy 1 za fa tsy misy ananako reo ,fa aleo zany sady hanambotra no hitady ,asa ra ahita !!
14. chipie1 ( 28/12/2004 11:09)
dezy> manana finoana de hahita elà :wink:
15. dezy ( 28/12/2004 11:28)
chipie> ny finona mety misy ihany fa ny entimanana no tena fona kou :-D :-D :-D
16. chipie1 ( 28/12/2004 11:33)
oujii
17. mihanta ( 28/12/2004 11:45)
beauté hono sa richesse?
18. ramoul ( 28/12/2004 13:20)
ra tsy beauté zany de tsy richesse é!
rehefa riche enao de tonga dôly ny beauté(e) rehetra, fa refa beau (belle) enao de tonga dôly ihany koa ny riche heritiaire rehetra.
Mahaiza misafidy enao ary
19. sariaka91 ( 28/12/2004 14:39)
jhoul > raha misafidy ve dé omenao ilay izy sa mila manao komandy @ dadabe noely ?
20. sechat ( 28/12/2004 15:08)
:-D ah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1949