Safidy tokana

21. fijo ( 28/12/2004 20:30)
aleo ary za hamaly e.aleoko le manana harena hampifaliako ireo sipa manja be dia be ireo.
22. pseudo ( 28/12/2004 20:49)
mihanta> :oops: mbôla mikobana fôôna aloo hatr@zao e!

sariaka>za zô sady nderika be no tsy aleany maintsany fa nda mbô hanao \"demande de proforma\"aloo sô de mbô mahita fika iany! ;-)

23. sariaka91 ( 29/12/2004 10:39)
fijo> hainao ve ilay hiran\'i Mahaleo hoe tsy ny fanananao harena, no mampiova ny fitiavako fa na misy na tsy misy volamena....
rehefa tia dia tia dia faly foana miaraka aminao na tsisy harena aza :*

pseudo> dé mitovy isika izany. ndeha hangataka devis -na lifting général any amin\'i Dadabe noely ;-) Sa ve misy mpanao itony ravalement de façade itony ato @ serasera ato raha mba afaka manao prix special ho anay sy pseudo ?
24. jhouhlambout ( 29/12/2004 10:52)
sariaka91> manaova komandy @ dadabe noely é!
25. sechat ( 29/12/2004 11:20)
:°)
26. chipie1 ( 29/12/2004 14:06)
dadabe noely nga tsy efa nandalo,?
27. sechat ( 29/12/2004 14:35)
:cry:
28. gegee ( 29/12/2004 22:51)
Raha beauté no fidiana dia sûr fa on va t\'aimer pour toi-même (beauté extérieure et intérieure), fa raha richesse kosa dia on t\'aimera pour ton argent !
29. fijo ( 29/12/2004 23:12)
sariaka 91 haiko ka ,fa za te hampifaly ireo manjakely rehetra ireo.
30. sariaka91 ( 31/12/2004 11:25)
chipie> commande ho @ herintaona ka
fijo > ny tsikikelinao misy fandaingana io dia efa mahafaly ka ! Tsy mila ampiana zavatra hafa :lol:

Resaka daholo izany fa ny fitondrantena mendrika fotsiny dia ampy, tsy mila harena na hatsarantarehy izany. Hitanao misy mitovy @ity 8-) ny tarehiny, tsy mitafy mandry fotsy la la la la la la nefa mbo manja ihany ny fiainany
31. jhouhlambout ( 01/01/2005 11:02)
zany an?
32. xxx ( 01/01/2005 15:31)
zay zany ééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééééé
33. booboo ( 01/01/2005 19:37)
iéééééééééééééééééé
34. jhouhlambout ( 04/01/2005 11:54)
:-D
35. dezy ( 05/01/2005 15:53)
aleo le vhv no tsara toa zay ny vola no kely :-P :-P
36. bichette ( 05/01/2005 16:04)
beauté :-*
37. tenio ( 05/01/2005 16:36)
richesse
38. yonikafopl ( 05/01/2005 19:25)
le fahatelo kou ny ahy no fidiako
39. fijo ( 05/01/2005 21:46)
sariaka an mba jereo ny zavamisy.ny olona izao dia efa miaina amin\'ny fananana sy materialy aby,ka izay tsy maharaka an\'io dia bye fa tsy ao anaty lisitra.
mampalahelo fa dia izay ny fiainana e
40. poupounesana ( 08/01/2005 07:33)
jhoul anie zany perle rare! tokony iadiavanay vevavy retraretra! :-D :-D :-D

marina nen\'i fijo fa ny ahy d zao no fomba fijeriko raha resaka vola:
l\'argent c\'est important et je ne veux pas en manquer! devoir en reclamer ou me faire entretenir ne me viens mm pas à l\'idée!cependant je sais parfaitement que le bonheur ne viens pas de là et suis pas d\'accord pour tout lui sacrifier et me saigner les quatres veines! la vie est courte faut en profiter, pour moi le bon cocktail c\'est un brin d\'insouciance et de légereté, quelques coup de folies MAIS les pieds sur terre (@ manaraka avadiko teny malagasy)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1512