ny fitiavana

41. pseudo ( 30/12/2004 18:05)
de milaza njay fa tsy mahafantatsa papay i mihanta e! zv-maniry misy voany zany,de misy volony ko :P
42. fijo ( 30/12/2004 21:17)
misy volony ve ny papay le??????papay aiza izany le
43. pseudo ( 02/01/2005 19:40)
atoroy azy ry mihanta f\'aza menatra a!
poupoun>manantena anao aho an! :-D :-D

44. mihanta ( 02/01/2005 20:15)
papaye haiko fa misy volony zany mbola tsy hitako alou,sao d papaye sampona zany
45. pseudo ( 03/01/2005 20:27)
hhihi! tsy sampona zany ka!
ra sendra tany lonaka aza no aniriany ;vokatra be maintsiny :D
46. ikaretsaka ( 03/01/2005 20:58)
zany hono
47. fijo ( 05/01/2005 22:15)
kay le papa\"y\" ity resaka ity izay aho vao kopy
48. poupounesana ( 08/01/2005 06:27)
ito re zà eh! jhoul t@elab : ny tena copie no omena noty fa tsy ny brouillon! inn no iraharahian\'ny mpitsara izay brouillon!
fijo, jhoul, pseudo az miditra @zany hoà nareo rah tsy te haniry sanga! zà anie mahay mampaniry an\'io eh!
fa ity no mahagaga ahoana no ahafantatran\'i fijo fa mahay ny aza manadino le jhoul? tsy mazava nareo zany han! hitako no masiaka @vhv retraretra hay kay ry zareo.... 8O
49. fijo ( 11/01/2005 21:47)
poupou an fantatra ihany io ka.ny bandy anie mifankahalala foana e.tsy hoatra anareo sipa
50. ikaretsaka ( 12/01/2005 06:37)
poupou>ny an\'i fijo raha mahazo zeziak sy tsara tondraka ao ambanimbany ao dia tsy ny sanga ihany no maniry... :-P
51. mihanta ( 12/01/2005 18:09)
in foana zao resaka maniry sanga zao
52. fijo ( 12/01/2005 22:59)
te ahita nga mihanta?
53. ikaretsaka ( 13/01/2005 06:47)
mihanta..
efa ela no tenenina @ io mba honnette io
rehefa te hahita dia tsory hoe mba te hahita ianao
fa eo no miodkodian eo
54. fijo ( 13/01/2005 23:15)
lazao ry mihanta an
55. felicia ( 04/04/2005 00:19)
ny ahy loha de ny rapport ala paire ihany...omeko azy ny espace ny de mila ny espace ko aho...ny fifanajana mila mi baser @ fifampitokisana sy ny liberté de choix.Ny olo-tiana tsy objet tsy akory ka mila ho dominena sy possièdena...samy manana ny emotion tsika tsirairay donc il faut savoir respecter et surtout "compromis"... :* comme ca milay be,de matsiro be...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4803