ny fitiavana
23. fijo
(
22/12/2004 23:07)
ika ela letsy tena tsss.tsy hisotro nefa tsy homena ve?hi hi hi
ary poupou te hidiresy be an.
ary poupou te hidiresy be an.
24. jhouhlambout
(
23/12/2004 19:20)
Mba ampatonga ny lehilahy ho tamana tsara @nao dia mahaiza mifanakalo hevitra aminy.
Exemple:
-anontaniana izay zavatra tadiaviny
-avy eo omena azy ny tadiaviny
-avy eo manontany zavatra hafa indray
Exemple:
-anontaniana izay zavatra tadiaviny
-avy eo omena azy ny tadiaviny
-avy eo manontany zavatra hafa indray
25. fijo
(
23/12/2004 21:11)
ok rajhouhl.izay anie no tsy ahafoizana an\'ialahy e.mahay le tena hilain\'ny bandy.
27. poupounesana
(
25/12/2004 12:57)
fijo, nareo anie no noforonina taorinan\'ny biby eh! d avy eo ny zavamaniry zay vo ny vehivav!zany hoe nareo zany primaire kokoa noho izay! taitra matetika ny instinct-nareo! noho izany dia mila dresser-na mitsy nareo kah!tsy azo avela2 @zao ftsiny so manao2 foana!
fanontaniana hoan\'i jhoul manokana : enao v efa manambady? rah tsia d sanatriavo ny hovadiko fa ho hitanao zany maniry sanga hoazy zany! :twisted: :twisted: :wink:
fanontaniana hoan\'i jhoul manokana : enao v efa manambady? rah tsia d sanatriavo ny hovadiko fa ho hitanao zany maniry sanga hoazy zany! :twisted: :twisted: :wink:
28. xxx
(
25/12/2004 15:49)
fa tena kozy serieux io na lahy na vavy hoa hoe anontaniana ny zavatra tadiaviy dia omena azy dia lazaian azy kao ny zavatra tadiavinareo dia angatahina aminy..
zay ny principe voalohany.
popou> fa tadidio koa fa nareo ange clone an\'ny taolan-tehezan\'ny lehilahy no \"kittena\" (novolena nono sy \"entana\" sy nisy zavatra sasany nesorina fotsiny e (Francis turbo no niteny an\'io)

29. poupounesana
(
27/12/2004 14:06)
oh ry xxx ah!so d diso enao eh!!! naero ange zany no atao hoe vakiraoka! BROUILLON zany raha misy tsy mahalala!
31. jhouhlambout
(
28/12/2004 12:32)
poupounesana 25/12/2004 15:57:06 > tsia, andao ary andramana ahitana an\'izany eo :-P
poupounesana 27/12/2004 17:06:36 > Ka ny zavatra atao anaty brouillon matetika tsara foana fa ny ambiny RETOUCHE fotsiny sisa
poupounesana 27/12/2004 17:06:36 > Ka ny zavatra atao anaty brouillon matetika tsara foana fa ny ambiny RETOUCHE fotsiny sisa
35. ikaretsaka
(
28/12/2004 15:33)
paroles!! paroles!!!
ny teny be no tsy atao.. ny hamerina azy no tsy laitra!
ny teny be no tsy atao.. ny hamerina azy no tsy laitra!
36. fijo
(
28/12/2004 20:40)
i poupou io moa be vava fa raha hazon\'ny tsy manadinon\'i jhouhl eo ngamba asa fotsiny.marina fa izahay no natao aloha satria izahay anie no lohany e.ianareo mpanaraka fotsiny.
37. pseudo
(
28/12/2004 21:38)
poupou>za mbola tsy manam-bady saingy malemy mantsina k\'aôna? :-P :-P
fa ny tena mampanahy ahy de we:tsy sanga no aniry fa ny volona papay :-D :-D
fa ny tena mampanahy ahy de we:tsy sanga no aniry fa ny volona papay :-D :-D