mba dihiho ange e!!
21. mihanta
(
17/12/2004 07:25)
welieoelee manomboka izao refa miresaka am bandy tonga d mitsipaltra eny am tanany ny maso.sady mampitaha azy am orony :-D
22. sojabe
(
17/12/2004 07:45)
De ahoana le 30 cm reny, 30cm koa zany ny ratsatanany, koratsinn kou! Ary aoka tsy hifampijerijery ratsam-batana (azafady, ratsatanana) azafady a! amin\'ny manaraka izany de ratsatanana indray no jerenareo vevay voalohany, .... hoatra ny tsy mino ihany aho aloha e!
25. poupounesana
(
25/12/2004 12:43)
f\'angah nen\'i fijo eo @ kibo foana no mangidihidy? hahaha!rah eo alou tsy maninn fa zà vonona fa rah toerana hafa d aoka hijanona! tsy b tsikoko koa alou anefany fijo han! :-P :-D :-D :-D
26. ikaretsaka
(
26/12/2004 01:26)
ilay rantsatanana mozisianina sy mpitendry gitara ireny kosa efa desormations professionelle dia lasa lava loatra ny tananay satria zatra manakatra cordes sy manao barrage..
27. poupounesana
(
27/12/2004 15:07)
ikaretsaka! aza mitsiriritra an\'reny fa nen\'ireny ange majia kely ny rantsantanany eh :twisted: :-D :-D :-D :-D :-D
28. mihanta
(
27/12/2004 17:19)
amzao ririnina zao d tsy d hita tsara le tanana misisika daholo: :-D
32. xxx
(
02/01/2005 18:00)
hoay ty reto ohohohohhohohohohohohohohohohohohoohohhohohooohohohoohohoho
36. poupounesana
(
06/01/2005 17:39)
fijo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D asio ody parasy na ody moka fa mety zy no mampangidihidy azy! sa d zavatra hafa mitsy v?