Lapsus eo am-pa
102. dezy
(
18/01/2005 14:02)
chipie> mila manana permis spesialy anie vao afaka mitondra an\'io fiara io e!!! :-P :-P :-P
107. ikaretsaka
(
19/01/2005 17:10)
ny saofera no mitaingina daba tompoko...
fa tsy ny daba no mitaingina sofera!
permis ou pas
fa tsy ny daba no mitaingina sofera!
permis ou pas
108. fijo
(
20/01/2005 21:10)
aleo aloha letsy hofantany fa ny daba dia izay tengenana,fa tsy hafaka hitaingina an.
