Lapsus eo am-pa

81. fijo ( 23/12/2004 20:59)
avelao izy hidelira e.
82. poupounesana ( 25/12/2004 13:33)
raha maheno ny tantaran\'ny namako maro2 aho d zao no conclusion hitako : ny bandy hono tsy mba miteny ninn zany mihitsy rehefa.... inn hozy nareo no mety ho anton\'izany? tsy inn akory fa le fatahorana le lapsus io mitsy ? zay! tsy probleman\'ny vhv anie io fa andry zareo lelĂ  d mody lazainy f ny vhv foana!d matoa entiny eto le sujet d fika itadiavany solution ialana @ io lapsus io zany! satria nen\'dry zareo efa ho lava le tratra d leo mitady excuse izy
83. xxx ( 25/12/2004 15:57)
ka izay tengenana ange no tokony haneno dia izay asiana e.. normal.. raha mitaingina daba dia tsy ny saofera no maneno fa daba taingenana..
84. pseudo ( 27/12/2004 21:35)
poupou>ntsss! ts\'zany kosa e! taiza no mbola nisy infirmier nanindrona d iznn\'jay no nanao oe kaay! :roll:
85. mihanta ( 28/12/2004 08:40)
poupounesana hihihihi
86. fijo ( 28/12/2004 21:52)
nen\'i poupou anie ry zareo ka resaka tiana hataingina fotsiny e.tsy ampy lahiny dia mody manaratsy,fa raha mahita eo mifikitra toa dinta
87. ikaretsaka ( 02/01/2005 03:50)
uh oh! fa marina aloha ilay hoe ireny manaratsy ireny tsy ampy lahiny na tsy ampy vaviny e
88. pseudo ( 02/01/2005 20:36)
hihihihi!avia aty ry poupoun a!fa omeko ny aza manadino njy de tsy mitenteny tsotry :-D
89. mihanta ( 02/01/2005 20:58)
mazotoa manome d mazotoa kou mandray :-D
90. ikaretsaka ( 02/01/2005 21:22)
zay mihitsy .. fa tandremo fotsiny ny lapsus
91. mihanta ( 02/01/2005 21:36)
ikaretsaka hahahahaha :-D
92. fijo ( 05/01/2005 21:06)
mihanta nga manao laps
93. ikaretsaka ( 05/01/2005 22:06)
XXX tary ambony ary:
ka izay tengenana ange no tokony haneno dia izay asiana e.. normal.. raha mitaingina daba dia tsy ny saofera no maneno fa daba taingenana..
----
Marina izany e!
94. mumu ( 11/01/2005 08:49)
tsss reto wa tss!
95. dezy ( 11/01/2005 11:05)
ika> fa refa mitambokona le daba tsy maintsy maneno ihany ny mpamily ka :-D :-D :-D
96. ikaretsaka ( 11/01/2005 14:30)
daba en forme no asiana resaka ka
97. chipie1 ( 11/01/2005 14:35)
98. fijo ( 11/01/2005 21:04)
ka ny sipa izany daba saaaaaaa
99. mumu ( 11/01/2005 21:42)
de nareo bandy pneu!!!! :{
100. ikaretsaka ( 18/01/2005 04:33)
ny bandy saofera ko.. ka iza no hitondra ny daba eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2903