Lapsus eo am-pa

61. chipie1 ( 15/12/2004 14:54)
efa niazakazaka taminy kloty miaha nga i dezy? :lol:
62. booboo ( 15/12/2004 15:02)
:-D :-D
63. mihanta ( 15/12/2004 15:38)
asio dessin
oe handinihana anzany
64. nikopol ( 15/12/2004 18:54)
Rahoviana ny hipaika
ilay orampitiavana an!
Rahoviana re !
......

Ry alinô !ry alinô
Mba haifangaino re

Misy mahatadidy ny tohin\'io hira io ve ?
65. mihanta ( 15/12/2004 19:52)
lasa vetso njay nedala.
teto teto...hahahahaha
66. fijo ( 15/12/2004 21:12)
héhéhé,maika be izany an.tsy mahandry intsony.
67. kinaoly ( 16/12/2004 11:15)
niko> orampitiavana tsy nipaika otsizay efa nisy naka ampanidinana :-P
68. chipie1 ( 16/12/2004 19:43)
ka le famataranandro ane maty ry kinaoly e?
:-D :-D inn tsony no ijereny ora?
69. mihanta ( 16/12/2004 20:25)
raha maty ny famatarana ora d maty kou zany le zavatsa sa nalazo
70. nikopol ( 17/12/2004 10:13)
Mila mekaniciene mpambôtra horloge azafady ô
71. chipie1 ( 17/12/2004 13:26)
zany hono ry mekaniciene ?
72. sechat ( 17/12/2004 14:54)
Nikopol a, lapsus eo ampa...ngerezana ve zany? :-D :-D :-D
73. nikopol ( 17/12/2004 15:19)
sechat, au lieu de plouf ve lasa plaff
74. sechat ( 17/12/2004 15:40)
:-D :-D :-D de eo vô menatsa be :-o
75. kinaoly ( 17/12/2004 17:54)
niko> ario amzay de soloy fa lany andro eo ampanamboarana eo fotsiny
76. nikopol ( 17/12/2004 18:07)
kinaoly sovenira avy amin\'i Bebenay io tsy azo ariana
77. xxx ( 18/12/2004 09:58)
Ny sipa mampirafy no tratran\'io matetika ary eo izy no tonga dia raisina surtout hoe fantatr\'ilay bandy ilay anarana voatonona.Rehefa mi delire angamba ny sipa dia tsy mahafantatra ny olona eo amboniny intsony.Tohizo fa tsara e :lol:
78. vegas ( 18/12/2004 11:59)
ambaniny koa ndraindray ka.
79. ikaretsaka ( 18/12/2004 18:40)
tandremo izany fa tena ratsy be an..
80. mihanta ( 20/12/2004 22:24)
méka anisy n?mba aoka zay :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4342