Ny sakafontsika anio...

61. ikaretsaka ( 10/12/2004 00:05)
fa ny voamariko hoa de vitsy de vitsy amintsika no mihinan-bary atoandro e
62. booboo ( 13/12/2004 11:45)
vôtabia sy atody vô teo
63. chipie1 ( 13/12/2004 11:50)
thé à la menthe nena
64. kinaoly ( 13/12/2004 12:28)
paty sy vôtaby sy frômazy
65. mihanta ( 13/12/2004 12:48)
kôteleta sy vary
66. bichette ( 13/12/2004 13:18)
300g taboulet au poulet et 2 tranche de jambon avec couenne. 1 yaourt danone velouté et pomme
67. kinaoly ( 13/12/2004 13:22)
ika> lafobe le vary kanou hihihi
68. kally ( 13/12/2004 13:38)
sakafo omaly hariva : tsy nihinana fa te-hatory be! :)
69. kinaoly ( 14/12/2004 12:38)
hen\'omby sy lentille de vary de salady mentsomentso
70. booboo ( 14/12/2004 12:53)
vary sy lasopy legioma ( nisy vôtavo ).
kinaoly> hihihi \" mentsomentso \"
71. chipie1 ( 14/12/2004 12:57)
steak salade de poma no desera
72. mihanta ( 14/12/2004 13:39)
tsonjo sôsy carry sy vary
73. fijo ( 14/12/2004 21:06)
mbola milahabary dia mihandry.
74. booboo ( 15/12/2004 19:50)
Tarte du Béarn
75. fijo ( 15/12/2004 21:07)
inona indray izany ry booboo
76. booboo ( 15/12/2004 21:54)
fijo>tarte-na ratatouille+fromage+thon ( @ ankapobeny ) dé ampiarahana @ salady
77. bichette ( 16/12/2004 14:08)
anio nenà pate sy akoho sy ciboulette sy atody dia dessert yaourt 2
78. kinaoly ( 16/12/2004 17:22)
booboo> hihihi f\'hita fa misy salafy menamena kanou
souflera sy hen\'omby sy vary
79. chipie1 ( 16/12/2004 19:31)
voanjobory sy henakisoa sy vary ary lasary voatabia de letchis no desera!
80. booboo ( 24/01/2005 07:03)
omaly concombre sy cake alsacien
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3034