Ny sakafontsika anio...

21. fanja1 ( 29/11/2004 09:12)
katakata miaro voanio!
22. mumu ( 29/11/2004 12:23)
ikaretsaka iza miteny anao fa manao régime za? :idea:
za zao avy nihinana lasagnes hummmm!!!
23. chipie1 ( 29/11/2004 13:14)
nena salade ! fa nikaly lotra tam week end :-D
24. booboo ( 29/11/2004 13:20)
:-D :-D buuuuurp :-P
25. ikaretsaka ( 29/11/2004 14:15)
sushi nena zao de sake!
26. kally ( 29/11/2004 17:29)
Ny ahy lasary manga sy salady sy ati-kena sy ovy endasina.
fanja1> ary angaha indry mahay godrogodro?
27. fanja1 ( 29/11/2004 17:38)
kally ! ie mila resety?
28. fijo ( 29/11/2004 23:23)
ny ahy salady fotsiny fa dovay no atao betsaka.
ary mumu tia lela an.
fanja>kida sy voanio kay misy aty ko?
29. ikaretsaka ( 30/11/2004 04:06)
fijo> misy antony io fiitavan-delan\'i mumu io an!
nena pudding zao hariva zao
30. fanja1 ( 30/11/2004 09:38)
fijo , inn zany kida fa tsy haiko? :-D
31. lanto ( 30/11/2004 10:08)
oadray izany resa-kally :)
zah izao najary nanonofy manga esy iray harona be, maha-te hihinana be, hay mbolamanta, de saika hataoko lasary. Tena efa ohatry ny hitakomitsy e, misy voatabia sy sakay de marikivy be ! Omeko izay manaizana :p
32. nikopol ( 30/11/2004 10:20)
Kally sy lanto manaizana angaha ianareo ?
33. mumu ( 30/11/2004 12:51)
ikaretsaka tsssss inona ilay antony?
fijo enao nga tsy tia lela?
34. chipie1 ( 30/11/2004 12:54)
lela azo atelina ve? sa le ... :-D
35. kally ( 30/11/2004 13:20)
Raha hiandry hanaizana ve vao hividy manga ry Nikopol tsy efa ela no bankirotika ny mpivaro-manga!
Alefaso marina akia fanja ilay godrogodro a!
Lanto> akamako indry a! :-*
36. fijo ( 30/11/2004 22:29)
kally efa misy an\'io ato fa jereo tsara.
mumu>arakarnany io ka.
fanja>kida=katakata=akondro.
37. fanja1 ( 01/12/2004 10:58)
fijo merci
kally ito aza e!
GODROGODRO

400g de farine de riz
2 boites de 400 ml de lait de coco
300 g de sucre
2 sachets de sucre vanillé
6 cardamones écrasées
1 bâton de cannelle

_ Dans un récipient mettez farine, sucre, vanille, cardamones. Mélangez soigneusement, verser le lait de coco. A l\'aide d\'un fouet mélangez jusqu\'à obtention d\'une pâte lisse. Introduire la cannelle.
_Versez la préparation dans un moule à tarte de 27cm de diamètre.
_Faites cuire à four chaud thermostat 200 pendant 1 heure.
_servir froid.
Bon app!!!!!!!!!!!!!!!
38. kally ( 01/12/2004 20:52)
Misaotra akia Fanja a! asa io izao raha ho lany!!
39. fijo ( 01/12/2004 23:15)
kally mahatokisa raha eo za fa vita io.
40. fanja1 ( 02/12/2004 07:10)
kally! za ho avy kou hihinana :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1699