Ny sakafontsika anio...
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
41. kally
(
02/12/2004 15:52)
Fijo sy Fanja> Tongava dia andao hihinana e!hividy aza atao koa mainka fa misy ho hanina :wink:
![](https://avatar.serasera.org/b1944527fbc2b995eae0701c037c4095.jpg)
46. bichette
(
03/12/2004 07:21)
sakafo omaly : entree : concombre, tomate, carotte rap plat de resistence, pomme de terre à la crème fraiche + poulet roti, fromage pomme yaourt danone. ny anio, MC DO
![](https://avatar.serasera.org/3947706de78a69b2c4e20132468ec909.jpg)
50. fanja1
(
03/12/2004 18:40)
oupsssssss tsy mahay manoratra mihintsy za ty ka! bichette mampatavy notiako lazaina
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
51. ikaretsaka
(
06/12/2004 05:53)
tsss zany ve de hampatavy?
nena vary apango sy enabol.. kaly hariva
nena vary apango sy enabol.. kaly hariva
![](https://avatar.serasera.org/b1944527fbc2b995eae0701c037c4095.jpg)
52. bichette
(
06/12/2004 09:26)
fanja1 tsy mampatavy aloha e
anio, sakafo vidina vita eny amin\'ny supermarché fa tsy nahavita nahandro
anio, sakafo vidina vita eny amin\'ny supermarché fa tsy nahavita nahandro
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
55. ikaretsaka
(
07/12/2004 06:12)
ny ahako androany de kalinay hatrany Bira taoko..
ovy no bakena (baked potato) de nasiana fromazy sy bacon tao anatiny
ovy no bakena (baked potato) de nasiana fromazy sy bacon tao anatiny
![](https://avatar.serasera.org/b1944527fbc2b995eae0701c037c4095.jpg)
59. bichette
(
09/12/2004 07:35)
fijo > lazao anay ny valiny bilan
anjoany tomat lasary vary, haricot (flageolet) hena dia fromage pomme yaourt
anjoany tomat lasary vary, haricot (flageolet) hena dia fromage pomme yaourt