Andriamanitra sy ny Architect

1. xxx ( 11/11/2004 04:48)
Ikaretsaka ihany ny mitantara fa XXX ity de ataoko XXX

Indray andro hono dia tafaresaka Andriamanitra sy ny architecte ary niresaka momba ana conceot sy design.
Dia nizesta t@ Andriamanitra hono ny architect hoe itony ny piramide anay.. jere ny villa, fengonana.. sns ahoana ny fahitanao azy?

de gaga hono andriamanitra hoe tena mahavoa ilay architecte

dia nanontany amzay ary le architecte hoe aiza ny design an\'andriamanitra farany indrindra?

de nampisehon\'andriamanitra ny creation-ny farany... ny vehivavy:
io ny namboariko farany letsy fa jereo dia lazao amiko izay eritreritr\'ialahy hozizy andriamanitra

dia nijery hono ilay architecte .. nahodikodiny teo ny vehivavy..
dia nitodika tany @ andriamanitra @ zay izy de hozizy hoe:

tena milay ilay izy ry andriamanitra.. fa hono ho\'aho.. naninona no nataonao meme compartiment sady mifanakaiky hoa ny salle de jeux sy ny WC e?
novalian'i fijo ny 23/11/2004 22:09
2. fatsoraly ( 11/11/2004 05:23)
architecte be zesta marina zany le. Voakina hatr@ Andriamanitra? hahaha
3. six ( 11/11/2004 13:21)
:^) hihi, aoka wa ry ikaretsaka!
soa ihany aza fa ts nkozy we ... le andremantra
4. fijo ( 11/11/2004 21:47)
fatsoraly>fa misy olana amin\'ialahy mihintsy nga ika no dia tantara kely natao hampiomehy toa io dia hita tailanina koa.
ary iza moa andriamanitra no tsy hoazo kianina rehefa hita fa manao ny tsy mety
5. fatsoraly ( 11/11/2004 22:08)
fijo> hahaha! izay no maha hatsikana azy. hahaha,
6. fijo ( 11/11/2004 22:47)
ka hatsikana fa tsy tsikera.tsy mitovy ngamba ireo.
7. fatsoraly ( 11/11/2004 23:37)
fijo> mba mitsikia sy mihomeheza fa izay no maha hatsikana azy e! ilay hatsikana anie mampihomehy fa tsy misy fitsikerana an-drakoto sy rabe eo e! hahaha
Za aloha dia hihomehy tsara e. Na mihomehy irery aza. hahaha
8. ikaretsaka ( 12/11/2004 14:52)
ialahy no namoaka tsikera kera teo ko
lasa \"flip floppers\" be an
9. six ( 15/11/2004 11:27)
d za kou zany hihome rery
10. kitjo ( 15/11/2004 14:47)
kouklou

teneno za refa tokony hiomehy :roll:
11. fijo ( 16/11/2004 00:23)
mitsikia ry kitjo rehefa tsy hiomehy a.
12. six ( 16/11/2004 11:37)
farafaharatsiny manao tareratsy!
13. fijo ( 16/11/2004 22:30)
ie raha mety ho ratsy koa.
14. fijo ( 17/11/2004 21:57)
kely nga izy io le.
15. pitchou ( 21/11/2004 10:36)
inn ndray ary reto! :roll:
16. fijo ( 22/11/2004 22:24)
manonona indray izahay le
17. fijo ( 23/11/2004 22:09)
ahoana izany ry pitchou?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3183