album BODO

1. siid ( 07/11/2004 15:25)
Mba mitady album Bodo re e :( !
manao \"collection\" ny album Bodo rehetra izaho @zao.
Mitady ireo album taloha toy ny \"SOMBINAIKO\" na \"ZA TOMANY\" mihitsy izaho nefa tsy mahita :roll: :oops: :roll: .
Raha mba misy original re any @nareo mba teneno ihany e!
Veloma :wink:
novalian'i fijo ny 18/11/2004 21:31
2. ramoul ( 08/11/2004 13:15)
aza tomany tsony enao fa zah mbola eto siid à! :-o
3. fijo ( 08/11/2004 21:05)
dobo no betsaka mandehandeha any ko. :-D :-D :-D aza tezitra an.any toulouse no fantatro fa misy mivarotra fa ny adresy tsy haiko.
4. chipie1 ( 09/11/2004 11:30)
le album sombinaiko io tsy misy eto paris!
tany dago iany
5. fijo ( 09/11/2004 21:00)
ohhhhhh paris tsy manana oooo.ih,ih,ih mba manala azy ry chipie a
6. mumu ( 10/11/2004 08:27)
inona no halan\'ny fijo ato zany??
7. chipie1 ( 10/11/2004 13:48)
fijo> tsy nahita anio album sombinaiko io taty alou za e?
8. fijo ( 10/11/2004 21:20)
mumu>manala andry za.
chipie>misy any ka.za efa nahita tao paris
9. siid ( 12/11/2004 09:49)
MISAOTRA NA DIA TSY MISY MANANA ARY NAREO E!
en fait, vao nahazo album \"ZA TOMANY\" aho t@ herinandro ity :D

SOMBINAIKO zany sisa e!

Vloma :wink:
10. chipie1 ( 12/11/2004 16:00)
siid > i fijo io manana ngamba !
11. fijo ( 15/11/2004 23:13)
toa misy tokoa ato ka.
12. mumu ( 16/11/2004 09:20)
fijo omeo ny namana e!!
13. fijo ( 16/11/2004 22:00)
ao ary sombiniaiko a.
14. siid ( 18/11/2004 14:29)
mba omeo moa ry fijo a!!!!!!!!!!! :-*

ity ny adress ra oh ka:
sid.shayon@voila.fr

zany an :wink: ?
15. fijo ( 18/11/2004 21:31)
sombiniaiko aby izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0385