jiosy ve ny malagasy?

41. fijo ( 27/10/2004 20:14)
za wa hendry.
42. ikaretsaka ( 28/10/2004 05:10)
aleo ekena mba tsy hifandirana :-*
43. zandrinifijo ( 28/10/2004 09:31)
fijo> refa tsy mamo éla endry
44. pitchou ( 28/10/2004 19:44)
:-D :-D :-D
tena hendry marina le zokinao ry zandrinifijo an! ny tsy hahamamo anie ange no mampiezaka azy hamongotra ny zava-mahamamo e!
ngah moa i fijo efa mamo tokou e?
45. fijo ( 28/10/2004 21:21)
an an i fijo tsy mety mamo fa ny alokaola no mampidola azy.
46. zandrinifijo ( 29/10/2004 12:48)
taovy iany ny tsy mizara
47. fatsoraly ( 30/10/2004 06:12)
fijo> fa maninona an\'ingahy ny tenako? 8)


Mpandefa : fijo 07/10/2004 01:36:19
Lohateny : Val : jiosy ve ny malagasy?
de ahoana i ftsoraly?
48. fijo ( 01/11/2004 22:29)
ka ramaso be resaka momba ny fiaviana ko.dia mba nanontany aho ny momba an\'ialahy fa hafa ilay anarana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3036