jiosy ve ny malagasy?

21. pitchou ( 13/10/2004 10:54)
le tantara ange manana tokoa ny gasy e! ary anisan\\\'ny ao anaty tantarany ny fiavian\\\'ny olona avy t@ firenena maro dia niara-nonina sy nifangaro teto! efa tantara izany! Ary ireny tantara fantatra ireny no nahafantarana fa nisy ny mponina teto talohan\\\'ny nahatongavan\\\'ny vahiny t@ sambo. Asa izay mahalala ny tantaran\\\'ny Mikea fa toa tena mbola fomba fiainana tena mifantoka @ fiotazana sy ny zava-misy manodidina azy rizareo!
Ny monument indray dia angamba tsy ifanomezan-tsiny satria zava-maniry voajanahary no nanamboaran\\\'ny olona ny trano fonenany t@zany! mino kosa aho fa raha manao fikarohana arkeolojika eto dia hahita ny fitaovana nampiasaina fahiny ohatra ny vilany.
Iza moa no mahita fa mety ny fikarohana ny fiavian\\\'ny gasy no mahatonga ny halatra taolam-paty etsy sy eroa?
22. xxx ( 13/10/2004 12:26)
hita mihitsy fa haf ny hevitry ny be sy ny maro rah oharina @\'ilay hoe tsy afrikanina ve ny gasy.tena miconfirem tsara zao hoe mifantoka ao anatin\'ny sain\'ny ra-malagasy hoe ambany sady manaratsy azy raha ampitovizina @\'ny afrikanina izy.Aleony ampitovizina @ ny \"jiosy\",\"asiatique\"toy izay hatao hoe d\'origine africaine -ohatran\'ny hoe manambany azy raha hampitovizina @ afrikanina.
23. fijo ( 13/10/2004 21:22)
tsy manambany io fa tsy mitovy fotsiny.ohatra akaiky.raha iny raharaha 2001 iny no tany afrika efa maro ny loha nihintsana.tao mada anefa dia niravina tamin\'ny faharetana ilay izy.
24. pitchou ( 14/10/2004 19:59)
xxxxxxxx> kou maninn nefa? ratsy angah ny jiosy, asiatique sns? io otran-drizareo atsy afrika atsimo: fotsy be zao d milaza azy ho afrikanina! d ratsy ve izany? :/
25. fijo ( 14/10/2004 20:18)
tsy za aloha izany e.za gasy ihany.
26. fijo ( 14/10/2004 21:39)
misy tokoa ary mihevitena ho ambony koa ,nefa izay no vao miha mampidina azy.
27. naritsimba ( 15/10/2004 10:57)
Faly miarahaba antsika namana rehetra.
raha ny fanontaniana hoe Jiosy ve sa tsy Jiosy ny Malagasy dia izao no hevitro ary anisan\'ny nanome ny heviny taminay ny Pasitera iray izay nianatra tany Israely(Pasteur rAKOTOBE RAJAOMANJATO) t@ izahay izay nianatra momba ny teny Malagasy sy ny fifandraisan\'ny teny Jiosy(Israeliana) sy ny teny Malagasy.
Raha ny zavatra izay hita ao anatin\'ny teny Malagasy sy ny teny Jiosy dia maro dia maro ireo ifandraisany, ohatra raisina @ izany ny anarana hoe: MADAGASIKARA, dia tena mifanaraka @ teny Jiosy io anarana io izay midika fa Firenena natao fifanakalozana ara-barotra, ifaneraserana, mpanjono, mpanarato izany hoe firenena onenan\'ny karazan\'olona maro izay misy sy hita eto ambonin\'ny tany.
Ny teny hoe ARAHABA dia dia midika amin\'drizareo Jiosy fa tsy fifandraisan-tanana akory: Ny ARA dia midika hoe Lehibe sy manan-danja ary ny HABA amintsika Malagasy dia midika fa zavatra saro-bidy, manan-danja, firarin-tsoa koa amin\'ny Jiosy dia ny ARAHABA dia midika fa Firarian-tsoa lehibe, ary amintsika Malagasy dia izay koa no tena heviny noho izany dia milaza fa raha ny teny dia misy hifandraisany na ny fomba dia toy izany ihany koa; kanefa kosa izany tsy midika fa Jiosy isika fa ny tokony ho tsapan\'ny malagasy rehetra fa ny MALAGASY dia MALAGASY fa tsy ho Jiosy na Frantsay na Anglisy koa asakasatsika io fa raha tian\'izay te-hilaza ny tenany fa avy aiza izy na avy aiza dia azy izay fa izaho izay manoratra aloha dia MALAGASY Ray MALAGASY Reny, ary Malagasy mandra-pahafatiko.
misaotra Tompoko.
28. pitchou ( 15/10/2004 17:18)
ny gasy tsirairay dia samy afaka miteny hoe avy atsy izy na avy ary satria raha zohina lavitra ny fiaviany dia ho hitany izany! afaka miteny kou izy hoe \"trondro\" (sa tsy izany ra fijo??) raha mino ny théorie n\'i Darwin ... fa sao dia aleo ferana hoe zohina hatraiza le fiaviana?
29. tsilan ( 16/10/2004 14:22)
Mila ny mpandinika sy ny mpanao tantara isika mba tena hikaroka ireo. Tokony tohanana izany ireo mpikaroka ireo.
30. fijo ( 18/10/2004 21:39)
dadanay tsy trondro ry pitchou an.
31. zandrinifijo ( 19/10/2004 04:17)
kôzio amy baina letie, avelao pitso-pitsoany hatramy tsinay maitiny. :-D

ny manapahaizana gasy tsisy mirarà mitsaoka makaty andafy ny avy any dago mo tsy mety mody ny efa aty.

ny jiosy na kely aza ny fireneny apodiny dôly ny atidoany. ze tsy apodiny karamainy ataoni pions any amy firene-kafa
32. fijo ( 19/10/2004 20:52)
io voalazan\'i zandry io dia tena marina.za ato dia manontany tena foana hoe maninona aty marina moa ity za ity.?
33. pitchou ( 23/10/2004 18:43)
fijo sy ny zandriny> :-D :-D :-D :-D :-D rehefa nanao fandinihana hono ny manam-pahaizana d nitovy hevitra fa trondro no niavianareo ka!
dainnn! d taiza kou zao no nahitan\'i zandrinifijo hoe misy maintsy ny tsinaiko? zà olona mihinana pirigatifa matetika kou!
34. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:18)
pitso> aza minakinapôna fa tongava aty purger-ko ra mila purge :-D :-D :-D
35. pitchou ( 24/10/2004 17:05)
zandrinifijo> :-D :-D :-D nga enao mahay an\'zany?
36. fijo ( 25/10/2004 21:58)
hiala mitsaitsaika aho raha izao ady hevitra be izao ka
37. ikaretsaka ( 25/10/2004 23:04)
to resa tsinay purgena ity.. aleo hilamina fa mial ako za
38. pitchou ( 26/10/2004 06:04)
ary tsy i fijo ihany v zao no nampianatra anazy an\'zany e? d eo mody miala eo! :-D :-D :-D
39. fijo ( 26/10/2004 21:21)
pitchou>dia tsy mahalala ny fahendreko ve ianao e?
40. pitchou ( 26/10/2004 23:48)
kay moa izany tsy fahendrena? zà ve nahalala! :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2331