Manan-karena ve?

21. zamahery ( 07/09/2004 04:49)
Marina ny an'Ikaretsaka. Izao ry Ikaretsaka no tena fahitako azy io. Zava-misy no resahana dia misy ireo ao anaty ligne de mir dia miezaka ny miaro tena avy hatrany. Ilay manan-karena nanpetrak'i Hery teo amboalohany dia somary novahan'i Tsimibolisatra sy Ramaso ohatra, rehefa novahana ilay resaka dia nisy nanodina amin'ny endriny vaovao indray, izany hoe, entina hamiliana ireo olona te handray anjara feno amin'ny ady hevitra (dépistage d'idée izany). Ka tsy mamaly ny tiana am-pitaina fa miaro tena avy hatrany.

Raha i Fijo zany tsy hanao pretra raha toa ka tsy lany ny sipa dia ahoana indray izany ireo pretra miala zara MBA nahita sipa ?

PS : Tsy Master Business of Administation io MBA io fa sao dia diso fandray resaka indray ianareo ...
22. fatsoraly ( 07/09/2004 07:43)
hita @ ito rohy ito ve ilay "ligne de mir"?
harena ve ireo sa tsy harena?

http://www.geocities.com/fatsoraly/fatsoraly.jpg
23. ravatorano ( 07/09/2004 08:55)
ny katolika ry zalahy manakarena ary tena be sosy mihitsy ah.
marina daholo ny voalazanareo fa mahay mampiasa ny vola sy harena ananany izy ho an ny mpiara belona aminy.
Marina koa ilay hoe aza mijery izay nihavian ny vola fa izay fika entina hampiasana azy avy eto no banjino satria manampy ny mpiara belona.
Misy diso tsimibolisatra loatra ka lasa manao resaka mibolila.Tsy d fantatro loatra ilay olona tianao tenenina eto ary tsy te hahalala izany aho fa kosa mba hasiatsika arifanina amin izay ny eto amin ny forum ka mampitandrina izay olona sahy manao hors sujet aho ka mitondra any amin ny fanenjehana olona fa dia ho fafako izay ho soratany eo.Fanehoana hevitra no eto fa tsy natao hitifirana olona na tenenina na tsy tenenina ny ps ny :evil: .
Misaotra antsika rehetra maneho hevitra.
24. chipie1 ( 07/09/2004 14:48)
ary i tsimibolisatra anie tena (za)mahery mintsy e? :twisted: :lol: :-D
25. fatsoraly ( 07/09/2004 22:39)
mba valio ry zareo ilay fanontaniana napetrako ah!
hahaha 8)
26. viavirozy ( 08/09/2004 00:37)
Tena diso hevitra ireo Ramaso fa tsy mihevitra ny tena hanatsara zavatra akory. Aiza ve kla mazava izao ilay fanazavana nentina teto dia misy mivaona amin'ny ady hevitra foana.

Aza manahy fa mbola be ny ho avy e !
27. fatsoraly ( 08/09/2004 02:03)
Solonanarana : viavirozy
Nisoratra anarana : 2004-09-07

Arahabaina tonga soa. Mba valio moa ilay fanontaniako e
28. ikaretsaka ( 08/09/2004 02:57)
ravatorano... hanehoana evitra tokoa eto.. nasehony ny heviny momba ana mompera mibolisa.. dia ahoana? ilay detailled no tsa tiako kely !

ho anareo rehetra> any no tsy azoko kely aminareo reto.. asainareo mamoaka ny heviny ny olona nefa avy eo lazainareo fa aza avoaka indray..
aza raisina personelle ilay izy fa raiso heo misy mopera mibolila dia ahoana ny atao @ ara pivavahana?
asitrio any izany fiheverana hoe fiainany manokana izany ..
satria fiainana ara-pivavahana ny ato! fiangonana =miangona=society..
Tsimibolisatra> aza detaillena be fa ampy ho anay ilay heo misy mompera manao an zao..

ny adievitra ara pivavahana sy ara-pinoana @ izay hitondrana azy izao fa tsy adihevitra manokana
misaotra indrindra!
29. fatsoraly ( 08/09/2004 03:07)
Mpandefa : ikaretsaka 05/09/2004 03:26:16
Lohateny : Val : Pretra na Relijiozy mivaona amin

"... azafady re tompoko mba asehoy aloha hoe iza ianareo ... " (Ikaretsaka)


dia efa nasehoko an'lisany na dia ny fiainako manokana aza raha izany fa ialahy isany no tsy mijery.
http://www.geocities.com/fatsoraly/fatsoraly.jpg
8)
30. ikaretsaka ( 08/09/2004 03:17)
ny tiako lazaina @ io dia hoe lazao hoe iza ianareo..
ohatra.. Izaho no Ikaretsaka, tsy mompera aho fa lahika, saingy tsy available intsony :P mba hialana pas @ ilay hoe tsy kopy ny olona hoe manambady. mananjanaka .. mompera masera sns... de miditra dia avy eo mitranga aby ny olana rehetra hoe kay efa telo anaka any inynefa za nisipa sy tena efa raiki-pitiha taminy .. sns

Azo?
31. ikaretsaka ( 08/09/2004 03:19)
fa tsy hoe tary aho de nanao an zao aho de 2 ny masoko de 10 ny ratsatanako de ...
32. fatsoraly ( 08/09/2004 03:23)
dia io ny valin'ilay fangatahan'ialahy hoe "... azafady re tompoko mba asehoy aloha hoe iza ianareo ... "

Izaho no fatsoraly, mompera te hiala noho ny antony hitanao @ io sary io, tsy ampy ahy anefa ireo fa mbola tiako ampiana, misokatra ny varavarana.

izay izany angamba ry zareo fa dia efa fantatrareo dolidoly ny maha-fatsoraly ahy an!
http://www.geocities.com/fatsoraly/fatsoraly.jpg
8)
33. ikaretsaka ( 08/09/2004 03:28)
tena lasa ambany be ny lohan'ialahy iznay ry fatsoraly ... toa :-D mitovy hahavo @ ilay zavatra miseho be @ ilay sary ity izy kooo :-D
34. fatsoraly ( 08/09/2004 03:34)
izay izany ry zareo fa dia efa nanetry tena mihitsy aho fa aza gidragidraina intsony an!
8)
35. zamahery ( 08/09/2004 04:33)
Misy fahamarinany ihany ny an'io Tsimibolisatra io ry Ravatorano anh ... diniho lalina anie ilay resaka e ... Tsy tokony hanisa ny vola miditra any am-paosin,i Katolika tokoa isika fa hoe inona no ataony am-piasany ny vola. Betsaka anie ny olona manome ny fananany an'ny fiangonanan katolika ohatra raha toa ka maty izy e ,.. didy miafina no anaovany azy.

Ka mampalahelo tokoa raha toa ka hoe hanaovana asan'ny fahavetavetana ireo fanana omen,olon-tsotra ireny. Izay no tiana am-pitaina satria misy antony manokana ao Ravatorano.

Tsy momba an'i Tsimibolisatra sy ny namany eto ny tenako fa mijery amin'ny fo tsy miangatra. Misy mitady hanodina hevitra io ambony io.
36. hery ( 08/09/2004 06:45)
>Tsy momba an'i Tsimibolisatra sy ny namany eto ny tenako fa mijery amin'ny fo tsy miangatra. Misy mitady hanodina hevitra io ambony io.

Merci zamahery :-D tsy momba an'i tsimibolisatra ianao euh... tsy momba tena mou zany e. :-D
Aoka zay ny :-D fa sao dia tenenin'i ramaso hoe aza asiana mafy wah le oul
37. zamahery ( 08/09/2004 11:12)
Mbola tsy mahalala menatra ve hono ianareo ry Hery ? Misy manoko resaka ping pong ao amin'ny hafatra ao. Fantatrareo ve izany mompera mahatonga ny resaka eto izany ? Sa dia mahay misitrika ilay olona ?

Marina ny an'i Tsimibolisatra fa mahita ny vola be mikarakaran'ny fiangonana Katolika ilay olona dia miditra ao, hampiasa izany vola izany nefa efa mahalala fa tsy zakan'ny lohany ilay hanao pretra. Dia toy ny mamitaka ny fiaraha-monina sy ny manodidina ihany, ary indrindra ny fiangonana.
38. ravatorano ( 08/09/2004 13:34)
ikaretsaka>zamahery> ny tena mampimé anah d izao le kozy alefan i lery mihitsy izay sahiny anononanan olona eto izay hafeniny amion ny teboka telo nefa efa nisy loha hevitra hafa nahitako an io teto ary dia nofafako satria tena ps ary anaran olona namana eto mihitsy no navoakan dranamana koa d nialako tsiny
Mahazo milaza ny heviny daholo anie tsika Ikaretsaka eh fa kosa mba lanjalanjana ihany fa raha izaho tsy hiteny mihitsy hoe mialokaloka ao amin ny izao na izao i raona na manao izao na izao elah ry lery fa kalma ah !
izay le izy fa tsy d hoe inn akory
ravatorano misaotra anareo
39. kitjo ( 08/09/2004 13:46)
Eny e, tsy fanajana kosa aloha ilay manonona anarana e.....
raha mikasika ny interet public hoe prezida nanodina vol ana oh zany d ieee
Fa ilay izy resaka personnel

Hisy hilaza ndray ao izao hoe mikasika ny mpiangona.....fa tsy mitovy anefa ireo fa ny any @ foibe no tokony hilaza raha te hilaza fa tsy isika eto.

Ary maninona ato @ le manankarena aloh zainy resaka iznay e...

zamahery> sao d mba manohina ireo mopera hafa am-perinasa aloha ny fanakianana ataonao? Lanjalanjao ihany fa az aentim-po b lotra
40. nikopol ( 08/09/2004 16:10)
Bandy efa mibolositra io bandy io ka tsy hitako intsony ze tokony hiresahina amin'io intsony raha tsy efa vita vakisiny contra la rage. :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3146