RNS : fifampijerijerena ve ?

21. ralay ( 01/09/2004 08:05)
Ekena daholo fa misy izany rehetra izany nefa tsy ivakiana loha sady tsy maha taitra ny olona manana anton-dia hafa @ RNS fa ireo samy te hampidera taimby ihany no taitra @zany. Ny valin'ilay kestion voalohany napetraka hoe fifampijerijerena ve ny RNS dia hoe ataovy izay mety fa tonga ny fety. : :D
22. fijo ( 01/09/2004 19:44)
izay mihintsy ralay a.io koa anie le bandy kely ireny sy ny efa goaika be taty no tena manana io toetra io e.'tsy izy rehetra an)fa ny maro dia ny hilalao sy hiaona no tena diany any.
23. sipagasy ( 02/09/2004 11:06)
izay manko wa ry fijo, ho reraka ambony eo fotsiny ry zareo fa tsy hisy mpijery akory kouuu,
@ taona ho avy indray mifankahita é! :-*
24. chipie1 ( 02/09/2004 16:20)
sipagasy> ka matoa ane misy miteny anio de tena misy mpijery zay e? mahatsikaiky le fisainana akia.
25. fijo ( 02/09/2004 20:05)
ny tena moa rehefa andeha hamonjy lalao tsy maintsy mahita an dry zalahy e.fa tsy asiana sira fotiny fa io efa toetra hitako tany mada koa fa tsy voako.
26. gasipetakely ( 10/03/2005 19:04)
zany no atao hoe "arriviste", sendra mba tonga taty am-pita dia tsy sahy mijoro @ maha-izy azy intsony.
Menatra ho azy ireo aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3855