Tany Dago

21. saoul ( 27/08/2004 22:32)
Any antsena tonga dia mahita ireny, f'asa ramety ho vatondra mivoaka. Afenina tsara ngamba sao ren'ny alikandry lerony
22. fijo ( 30/08/2004 22:25)
ny 4mi marina dia tsy dia nahitana firy intsony.magro no ratsy be fa geant sy leader mba tsara ihany ka.ny fiara dia mitobaka be.ny lalana tsy maharaka.
23. mumu ( 31/08/2004 08:21)
za efa 15 ans no tsy tany:
lasa feno fivarotana eraki'n'ny lalala
ilay anjely mainty ao Nosy lasa fotsy be
feno trano miakatra
ny vidim-piainana niakatra be
tsisy tsena tsony ao Analakely
feno polisy manao contrôle
ny pollution gaigy be ao Tanà
tsisy bus ngeza be intsony
feno tômôbll 4x4
ny lalana simba fa efa nie-tsara hono

Fa milay ka hiverina tsy ho ela any za!!

24. chipie1 ( 31/08/2004 08:47)
mumu> hihihi tamàna an! :-*
25. fijo ( 31/08/2004 21:31)
za koa tamana be ka hiverina matetika
26. kitjo ( 01/09/2004 03:45)
Iza rery no tsy mba te ho any Dago?
27. fijo ( 01/09/2004 19:45)
i ka....la adala. :-D :-D :-D
28. kally ( 29/09/2004 08:40)
Anorenan\'ny sinoa an\'ireny trano fitaratra vendrana be ireny eraky ny tanàna ao Antananarivo.
29. aly ( 29/09/2004 18:59)
Marina fa misy ny fanamboarana lalana
fa mijaly ny kely vola ary ny tsolitra lasa lafobe( tsy io intsony ny filaza azy fa tsy tadidiko) raha te-hiasa @ fanjakana dia mila olompantara ambony toerana indrindra moa raha hitady marché public dia tena tsy mety mihintsy raha tsy misy relation ambony. ny vola no miteny ambadika . Raha izao no mitohy dia be no ho fatin\\\'ny hanohanana satria tena lasa ambany be ny pouvoir d\\\'achat nefa ny asa misy dia @ zone franche ihany. Nypatron zone franche dia azo lazaina fa manindry mafy tokoa satria raha te-ho be karama dia mila manao heure sup be diabe, esclavage mamay be mihintsy. Tana nalahelo aho nahita ny zandriko miasa @ ireny nefa aleo mihinan-kely toa izay mandry fotsy. Ka inona no azo atao. C\\\'est la loi du marché mais un marché truqué d\\\'avance surtout ny travaux publics. Raha fitinina dia tsy mazava tsara ny tena zava-misy satria tsy hay intsony izay tena marina!
Miova ny fitondrana-Miova ny système-Miova nyrisoriso saingy tsy dia miova ny fianana rehfa tena dinihina. Be ny fanafody ambony takopery
30. fijo ( 29/09/2004 20:49)
ny tsolotra aloha dia tena vao niha nihamaro e.tsy misy zavatra tsy anaovana tsolotra izao any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3722