fitiavana marina sa tsia?

41. ratiavao ( 04/12/2004 19:08)
ny fitiavana raha vao misy antony mazava dia tsy izy izay, ireny fitiavana tsy hita fototra ireny fa tiana @ izao no hitako fa maharitra. Ny firaisana ra-nofo izany dia confirmation an\'ilay fitiavana fotsiny. i.e tsy maintsy atao io fa raha tsy izany dia lasa izy na vavy io na lahy. Samy mitady an\'io fa aza mandainga eo an ! Tonga ho azy ny fifanaéjana rehefa tsy mifampifilafila ny andaniny sy ny ankilany.
42. jhouhlambout ( 23/12/2004 20:08)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2031