fitiavana marina sa tsia?

21. fijo ( 17/08/2004 20:30)
marina izany ry poupounesana.samy je t'amour aby ireny nefa misy vao hita koa dia je t'aime.dia hafa koa izay.ny kilalao koa tsy hadino fa manaraka toy ny haloka.
22. jhouhlambout ( 17/08/2004 22:30)
Fa na izany aza tsy maintsy misy zavatra mampiteraka ilay fitiavana sy mampitazona azy!
Izaho tsy mbola nahita olona roa tonga dia nifankatia tampoka nefa tsy nifampijery, nifampizaha toetra sy ny sisa......
23. pitchou ( 20/08/2004 15:47)
jhoul> tena misy izany!
fijo> rehefa mibirioka le nofonao d aza adino ny kapoty sao ahitan-doza!
saingy rehefa tena tia tsy manana tentation hi-birioka izany akory! ary tsy mahazaka na ny hieritreritra fotsiny aza hoe hibirioka kely! nefa raha sendra lasa d tokony hametra-panontaniana hoe fa naninn tokoa?
24. fijo ( 24/08/2004 19:36)
ka izay anie le izy e.atao aloha vao manontany tena.
25. jhouhlambout ( 24/08/2004 22:55)
:°)
26. rambofrau ( 25/08/2004 19:45)
Rajhoul! tena misy ny fitiavana maharitra eh.
Ny firaisana dia singa iray hanehoana fitiavana fa tsy dia hoe miankina be aminio ny faharetan'ny fitiavana eh (l)
27. fijo ( 25/08/2004 20:00)
fitiavana marina? (l) :*
rajhouhl>lasa bio ela an.ih,ih,ih :lol:
28. jhouhlambout ( 26/08/2004 01:37)
rambofrau> Kanefa inona ny zavatra VOALOHANY mora mifandray kokoa?
Toy izao ny fandehany raha araka ny logique:

1-Ilay hita maso (visuel,physique,etc...)
2-ny toetra ,...... etc
3-sentiments ,.... etc

raha tsy teo ilay N°1 dia tsy nisy ireo ambiny rehetra ireo na koa tonga dia maka olona au hasard eny @ lalana eny fotsiny
29. fijo ( 26/08/2004 21:30)
jhouhl>tena marina fa manaraka ny laharana tsara ireo.
30. pitchou ( 29/08/2004 11:36)
ramaso> bien! ary manomboka ho matotra noho ireo olon-dehibe sasany ato enao an!
jhoul + fijo> d tena tsy possible v zany hoy nareo le hoe "tiana tsy fantatra hoe nahoana"?
Fa tsy voatery ho ireo kosa alou ny filaharany e! misy tena tsy mamparisika azy mihitsy ny carrosserie saingy babo izy noho ilay toetra ... d ahoana izany?
31. jhouhlambout ( 29/08/2004 12:03)
pitchou> Dia midika izany fa efa NIJERY ny carrosserie aloha izy, avy eo niditra t@ dingana faha-2 sy faha-3!!!

Ary iza moa ilay niteny iny hoe: Dia ataonay inona koa izany inconnu tonga eo izany? Izy ary efa inconnu kouu.............
32. fijo ( 30/08/2004 22:08)
pitchou>efa nifery ilay carosy marina aloha vao nihaino ny resany izay vao tara ary tia sy potika avy eo.
33. pitchou ( 31/08/2004 12:59)
eny e! nijery izy saingy tsy tiany le izy d efa tsy ao izany! saingy satria ilay toetra d tiany indray!
34. poupounesana ( 31/08/2004 14:35)
tena ireo nandaharan'i jhoul azy ireo no izy!
zà koa manko efa nahita lelà hilalao sy hanala azy fotsiny no sady hizesta @namany fa hahazaka sipa milayb no tena tanjony t@nà sipa iray! d raikitra ny lalao (azonareo tsara angamba ny tiako ambara eh) saingy izy ndray no tena tavela teo!ary sarotra b vao afaka eo rehefa sendran'ny gidra2 ka hoe tsy maintsy hisaraka aveo! mitomany mihitsy nefa izy @io bandy han!
35. jhouhlambout ( 31/08/2004 16:12)
poupounesana> Nandrasanao ho tonga izany ny 3° avy eo nalefanao tany izy? :?:
36. fijo ( 31/08/2004 20:23)
ih,ih,i, voa indray izany i lery ko.indraindray koa aloha mba voa ihany e
37. pitchou ( 01/09/2004 11:29)
atao ahoana e! aiza no dia ny vhv foana no ho taraiky eo!
:(
38. fijo ( 01/09/2004 20:15)
izay koa ilay lalao e.ndraindray mahavoa ndraindray koa mba mizaka e
39. jhouhlambout ( 02/09/2004 18:03)
ié zay mihintsy
40. fijo ( 02/09/2004 18:55)
izay indrindra,mihomana foana kosa aloha tsy hovoa foana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1861